Vous êtes ici

QMM

****************
A Madagascar, le bras de fer continue entre les riverains
et la société d'extraction QMM. Depuis 2005, cette
entreprise, détenue à 80% par le groupe Rio Tinto et à
20% par l'Etat malgache, exploite ce minerai dans
l'extrême sud de la Grande Ile.
En plus de l’ilménite, le groupe QMM extrait aussi de la
monazite en grande quantité. La monazite est un minerai
très rare, de la famille des phosphates, mais surtout l’un
des plus radioactifs au monde.

raha ny vao2 enoko dia hanao fanambarana miaraka zao maraina izao ono ny OMS sy ny ministere 4 fa ho foanana ny election noho ny fisian'ny peste, hande tetezamita isika ary olona iray efa nitondra teo aloha no ho filoha

Eny Andraharo indray hono ny QG ny HVM ? Jerijereo ze plaque rouzirouzy mihaodihaody eny.

Angaha tsy mitandrina ny andro #Sabata intsony no mamory olona sabotsy i Dadapasy ?

Vao Vita ny Fifidiana 2013 Tsy Ita I ANDRY RAJOELINA fa Niaina Finaritra tany Ivelany;tsy Nijery ny Fahorian'ny Vahoaka izay Nalatsany Tao anaty Fahantrana ...
@izao Izy injay no Milaza fa Hanarina Izay efa Nosombainy.
Sa izay mamaky manolo tahaka ny eny @ bar izy ity ?

Tamin'iny RN43 iny no niseho ny tantara ny sabotsy 15 sept teo. Fiaran'ny Chef Cisco nitondra sujet bac io nisy nanafika io.

Araka io sujet io dia mangataka excuse publique avy @ PM Christian Ntsay ny Wake Up Madagascar.
Ahoana ny hevitrareo ?

raha i ra8 dia :
- hanohana an' i rajao i anr
>> raha i anr dia ....... hanohana an' i rajao ra8 !!!!!!!

PS : azo antoka ny fandresena, tompoko ôoooo !!!!!!

Dahalo miisa telo no nanafika ny Talen’ny CEG sy ny DAF CISCO Antsalova androany faha 13 Septambra 2018. Teo Antsalova lalana mankany Bekopaka tsy lavitry ny kaominina Trangahy, 20 km an’i Bekopaka no nitranga ny fanafihana. Naratra izy ireo ary lasa tamin’izany ny valim-panadinana BEPC 2018 ho atao peta-drindrina miaraka amin’ireo finday sy ny fitafiny. Ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena dia efa mandray ny andraikiny manoloana izao tranga izao. (Source : MEN)

Io indray no malaza zao. Teren'ny tompon'andraikitra esorina anaty fotoana fohy ny panneau ngozabe misy ny sarin'i Jean Omer Beriziky. Ny an'i Maillhol anefa toa mbola mirantiranty. Inona ny antony ?
Izay toetra izay anie no isan'ny nampangidy hoditra an-dRavalo rehefa nanaovany antsonjay ny INJET e.
Ny hadalan-dRavalomanana ihany no nahatonga an-dRajoelina hanao politika.

Pages