Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Za lehilahy,boriboriko daholo ny chiffre ze lazaiko eto mety mihaotra mety latsaka sao mijery an'ity ilay ramatoa dia fantany 16 ans de mariage,zanaka 3,miasa aradalana izahaySomary lava ityzanaka 2 t@ zany,nitady zaza fanampiny,sarotra,ela nanao traitement.lasa nisintaka aho 4 mois,marihiko kosa fa nifanerasera ihany izahay noho ny zaza,miara mamelona,miantoka ny ecolage sns,rehefa te hiaraka dia mifampiantso dia hainareo ny tohiny.Bevohoka izy,nalamin'ny olona lehibe sasany ny probleme,nifamerina,teraka ny zaza,ok iny.

miarahaba antsika rehetra ato o,
ny vady mamo mamoaka ny ao am-pony ve ry zareo azo henoina? tena marina ve ny zavatra lazainy sa etin'ilay toaka fotsiny dia miteniteny foana.
Ilay vadiko manko rehefa mamo dia manao tora-po be ary miteniteny foana sy mandrangitra ary manompa mihitsy aza. Rehefa tsy mamo anefa tsy miteny.
Misaotra anareo rehetra.

miarahaba antsika rehetra ato o,
ny vady mamo mamoaka ny ao am-pony ve ry zareo azo henoina? tena marina ve ny zavatra lazainy sa etin'ilay toaka fotsiny dia miteniteny foana.
Ilay vadiko manko rehefa mamo dia manao tora-po be ary miteniteny foana sy mandrangitra ary manompa mihitsy aza. Rehefa tsy mamo anefa tsy miteny.
Misaotra anareo rehetra.

Salama dahololehilahy no manoratramba hanotany ny hevitrareo ato @ forum izaho, ahoana kay ny fikajiana ny pension alimentaire?toy izao ilay tantara raha hafohizina.tamin'ny 10taona lasa, Nanao sipa izaho ary niteraka vavy tamin'io sipako io, marihako fa izahay dia tsy nisoratra ara-panjakana fa fifankalalana teo @ RAD andaniny sy ankilany ihany no natao. Noho ny disadisa teo @nay anefa dia nisaraka izahay.

Na taonana bika aman'endrikana fahaizanana harena?Sinon lasa misy complexes sy jalousie ny lhl ao antokan-trano?

izaho lehilahy efa be ny tantara nandalovana fa dia samihafa foana ny fanaoko @izay miraka amiko vaovao, satria tsy tiako averina na dia neveriko aza sy ninoako fa tena izay nataoko lasa izay no atao hoe fitiavana.Ka mipetraka ny fanontaniako hoe tiako amin'ny ahoana moa ianao izay miaraka amiko @zao farany io, kanefa maro ny zavatra nofohanako tsy naveriko intsony fa ry zareo taloha no nahazo azy, be no hitandritandremako be satria matahotra ny ratram-po hoavy avy @nao indray koa aho, tsy amerina intsony aho.

7 ans de mariage, mbola tsy nahazo cadeau avy tamin'ny vadiko aho na anniversaire na fęte des mčres. Rehefa tafaresaka izahay mpiaramiasa samy vehivavy dia samy mitantara izay azony daholo ny namako rehetra. Za tsy sahy miteny satria tsy tia mandainga dia mangina sy mangasihasy fotsiny. Za mantsy tsy mbola anahazo cadeaux tamin'ny vadiko izany mihitsy hatrizay nivadianay. Na dia hoe iny 500 Ar hividiananao cadeau zay tinao, tsy misy. Nefa manome cadeau ny reniny izy, presque 500 mille no aterinay any. Samy miasa izahy mivady, ary samy mitantana ny karamany.

Salama, zao ny olako mba ilako toro-hevitra aminareo ato: En concubinage izaho sy ilay renin-janako efa ts de nilamina nandritra ny fotoana elaela ny fiarahana fa hatreto na de nisy aza ny olana ts de goavana angamba fa androany nirava avy niasa aho dia tsy tao intsony izy mianaka tsy nisy fampilazana tamiko ny nitondrany ny zanako 1 an mahery, vitako reconnaissance io zaza io ary tena zanako ka ny fanontaniako de izao manana droit ve Aho hanenjika ny reniny @lalana noho io fihetsiny io satria en tant que tuteur ny tenako manana zo hahalala ny teorana alehan'io zanako io fa ts izy irery manapa

Mba te hafantatra azafdy hoe raha nanangana zaza ve nefa mbola tsy manambady dia misoratra any @ bokim-pianakaviako any aoriana any ve ilay zaza sa ahoana? misaotra e

Ahorian'ny tsy hanapahanao hevitra tsy hanagana dia ratsy izaho tsy manontany eny @ fiadiana, eo Hiosy , tsy eo amin'ny comptoir , tsy misy manoro ireo fa eto satria sao tafavoaka vao tsy manenina . Rehefa manapetraka zaza , dia tsy zanakao iny aloha ary légitime tsy mandova anao, tsy mitovy zo amin'ny zaza tsy ateraka.

Pages