Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Slt,vhv no manoratra.

Efa 1 taona latsaka kely izay no niala tsy natory ato amin'ny efitranonay intsony ramatoa vadiko fa any amin'ny ankizy. Ato antrano koa dia tsisy mifampiresaka fa mifampimonjomonjo, na manontany zavatra azy aho dia tsy mamaly izy. Matoa izy miteny dia hanangana ady izay.Tsy vitako intsony lay tsisy RS herintaona fa aleoko misaraka.Azo atao motif ve izany? Izaho lazainy fa misy vehivavy miaraka amiko nefa ny hasarotampiarony fa zaho aza mijaly tsisy RS herintaona

Hono oa ry zareo, raha ny vehivavy indray no mikasi tŕnana lehilahy ao an-tokatrano dia mba aona. ny ah mantsy ny vadiko dia midaroka, mamelaka, mandaka, mamono rehefa miady izahay ka tezitra izy, ar tonga atramin'ny fanambanana atsy hoe hikapakapany ahy hono, soa fa azoko teny aminy ilay izy, mananjanaka 1 izahay. za nefa ra hiala sao mivadika ka ho laza za ndrai no voalaza fa nanao abandon de foyer. sa inona no lalŕna mifehy izany sa inona no procédure tokony arahiko fa aleoko miala velona toy izay hisokatra ny fasana, ny rainjaza maty, ny reniny higadra...

Les 30 virus qui tuent lentement le mariage :1. Manque de vie de pričre en famille2. Manque de dialogue en famille3. L'adultčre4. vivre avec une femme ou un mari qu'on n'aimepas réellement5. l'irresponsabilité du mari vis ŕ vis de la femmeet des enfants6. l'insubordination de l'un des conjoints7. l'insatisfaction ou dégoűt sexuel de l'un despartenaires8. l'indiscrétion du mari ou de la femme9. la mal propriété du mari ou de la femme10. Ne pas savoir accueillir son partenaire et lesvisiteurs

Za tena tsy pour mihitsy hoe tokantrano fihafiana o!Mbola tindry ve ny vadindry? Je ne dis rien, hieretoRaha tsy tindry intsony fa manamerde dia hialao neny a, aza maka lagy fa ze hahasambatra atao eFa izy kou ve alou mbola tia andry e?

Ny lehilahy dia dangitra hoazy TSY controlé-ny rhf mahita vhv misimisy forme.Ny vehivavy dia misentosento hoazy TSY controlé-ny rehefa mahita lhl mamoaka teny mifanojo tsara @filan'ny fihetseam-pony.KaMisy ny vhv na lhl mahafanatatra tsara an'ireo ka masahy manaonao zvt toy ireto:-vao maika misy vhv manao ze mampisehoseho forme-vao mainka misy lhl mahay mandambolambo mahay "miresaka" be.Mba lazao @zay hoe mitobina ve ny fanomezan-tsiny hataonao io olona miaraka aminao io???

Bjr, mieritreritr ny iala ao an-tonkantranoko aho fa tsy zakako intsony ny zvtr iainako! tebiteby, violence physique, morale nef izaho bevoka. Aleoko mody any @rad-ko. T@izy nikasi-tanana anah voalohany d efa nody za, d lazainy fa manao abandon de foyer oun ra ts miverina dans 7j. Za mo t@zay ts nitory tsin2 fa ze ataony teo, d nody ian mo za apre 2 semaines rf naka anah tao an-trano izy ary niresaka t@rad-ko.

Arako ihany ny farany eeehh! mody be resaka be, mitatara an'ty pbl-ny @ vadiny ty Rtoa amiko nefa ny vadiko no kandrany2! ka ny vadiny mantsy hita mintsy hoe ilay lhl tsisy apoaka reny fa mamolava hono, miady lava, tsisy hazon-damosina, tsy mahazo vola hono fa kahihitra b, farany lasa2 ny vavany hoe raha mba otran'io vadin-dry io ny vadiko??? avy eo mody mangataka contact!!! arako eeeh! mody namana2 nef zavatr'afa kay! fidio2 mitsy ny atao namana eo @ resaka fanambadiana ka hoe manana namana zay mivady!!!

Raha misy vehivavy sahy miteny eo iamason'ny rafozany sy ny raimandreniny oe "ndao isaraka isika raha izany" dia mbola tia ve izy?ny olana dia nitaraina teo imasan'ireo olona ireo za fa tsy mba manampy @ andro sarotra izy (aretina) fa lasa foana na dia afaka azo ahemotra aza ny dia tokony hataony.

Pages