Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Andritiana] - Mandreraka ana n vadiko fa diso saropiaro loatra! ze olona miresaka amiko rehetra d mampiahiahy azy avokoa, surtout raha vao vehivavy le izy! Tsy aiko oe iz le mitaiza zaza ao atrano fa tsy miasa ve no mahatonga izany! tahaka ny lasa méfiant be zan, mahita ny ratsy am olona rehetra! amnio tonga d savainy fona n telefon refa avy miasa a! tena ts azoko mihitsy ! lasa sorena be aminy ah d miafara am fifamaliana fona le izy ! mb toroy hevitra

[MikaH] - Amitsika ray aman-dreny , aona no atao rehefa mitsinjara ny zaza eo am divorce! miaraka amin'ny reny no logique! manana n teniny ve ny akizy amzay fotoana izay oe anaraka ny reniny sa anaraka ny rainy aminareo! Inona no conséquence anzay fisarahana izay eo am fiainana sy fisainan'ny ankizy? mila fanazavana

[nanto] - Inona avy kay ny taratasy ilaina raha hanao divorce!?

[LiaNa] - Inona no antony mahatonga ny olona i-divorce nefa de nifanaiky izao fa ts hisaraka na inona na inona mitranga am tokantranony! Ts aleo ve izany ts nivady fa niaraka teny fotsiny toy izay nanao fifanekena nefa ts tana akory ! Ny hevitrareo

[ROva] - Maro ireo efa voamafy noho ny hasarotampiaro, satria io dia anisan'ny manimba tokatrano tokoa! Matetika moa dia n vhv no manao azy ity ! Na dia ts misy antony mahasaropiaro aza dia mamorona tatara ao antsainy ao izy entina iadivana sy hilazana amlay vadiny fa ts met n ataony! Mis ian kou n lehilahy manondrana noho n hasarotampiaro ! ohatra amzan ireo izay tonga dia mamono raha vo maita n vadiny miresaka amina lhl afa! ary n anareo , ahoana no fisehony izay hasarotampiaro izay

[Rindra] - Vehivavy aho, miaraka amin'olona efa divorcé niteraka 1, izaho kosa mbola tsy niteraka. Ny olana mampiady anay matetika dia ny resaka PA alohany any amin'ny vadiny taloha. Ilay zaza 12taona nefa izy zao mipetraka aminay foana izahay no miantoka ny rehetra sy izay besoins rehetra. Miteny azy ah foana mba hijery ny tokony atao satria ny PA omena foana isambolana fa tsy hoan zaza akory zany, izy moa miteny fa tsy maintsy aloha fona fa tsy afaka ialany izany. Mba mangataka torohevitra hoe inona no tokony ataonay.

[Karl] - Ela niarahana izahay roa ka nivady ny farany, niteraka telo ary efa 14 taona ny lehibe indrindra amzao! Ilay ramose vadiko nefa amzao milaza amiko fa manana tokatrano hafa izy ary aleony mifindra any hono fa any no metimety kokoa aminy! Ny tenako vitako iany, fa ireto zanako no mampalahelo ahy satria ilaozandray nefa koa rainy no namelona anay teo! tena kivy aho ary safotra raha nahare izany zavatra nolazainy izany! tsy hitako ze lalan-kaleha ! mba toroy hevitra ry reto fa very a !

[Leoleo] - Vehivavy no manoratra. miaraka amina lehilahy iray aho ary efa niteraka roa taminy, efa mitoka-trano izahay. Ny olana amin'io lehilahy io dia ts mety hisoratra izy atramzao nefa efa 4ans izahay no nitokatrano! hatramzao ah sasatry ny manotany tena oe inona no antony anaovany izany, sa ts te hisahirana aminay ve izy, sa koa ve efa manambady any an-kafa izy! izaho nefa tia azy ary izy no mamelona ahy sy ny zanako! sa ve izy te ho libre anao izay ataony! mb mila toro hevitra fa ts itako intsony izay atao

[Mamasoa] - Miarahaba antsika rehetra,

arak'io titre io, dia manana olana izahay fa maditra trop ny zandriko, 20 ans, tsy mianatra intsony, mbola tsy miasa koa nefa. Lany andro mirenireny fotsiny, ary ny tena zava-doza dia voatariky ny namany @ fifohana rongony izy, izay efa nitondrany takaitra satria efa saika lasa adala mihitsy. amin'izao fotoana izao dia tsikaritray fa miha very ny entana ao an-trano, ary dia tsy lavitra ny mamoaka azy fa izy, ary hamidiny ref atsy manam-bola izy.

[John] - Bjr! Lhl ao manoratra. Manambady efa ho 12ans. Zaza 3 mbola latsaka 8ans daholo. Hatramin'izay dia ny vadiko foana no mandidy sy manapaka, nampirafy koa izy taloha. Ary nikasi-tanana amiko. Mety ho gaga enareo hoe lhl tsy misy saina ngambany? Fa izao dia niezaka foana ny ahatsara sy surmonté izany problème rehetra izany....taty aoriana aho, nahita vhv tena mifanaraka amiko ara tsaina. Ary izy dia tantaraiko sy mafatatra ny fiainako rehetra. Mi-comprendre izy, ary manampy aho foana, ary mandefitra amiko foana.

Pages