Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

tena tsy azoko ireto ny toetra sa toetsainy ny vadiko an!matetika miala @ asany izy mijanon eo 2ans eo d miala amin société d avy eo zay d sahirana b tsy maavolo hofatrano sy otran'izany. taminy voalony za tsy niasa d tena sahirana fa taminy faharoa ef niasa d mba nanana tahiry d mba iny nampisaina mandrapahitany asa ndray

Bjr dol. Arak io sujet io d tena mis v zan blocage zan d aona ny fomba ialana amny. Efa mivavaka foana fa f amambolana maromaro zao ny lafiny asa tsy mba maita mangirana mitsy. Mtad ho kivy

Mety ts hisy mitovy cas amiko ato fzao no mahazo a ato, 6 taona nivadihana, vô mba misy namana miantso andeh hirôzrôzy hanal'azy kely de ady no atsanga. Za amn'io rehefa mis miantso tsy mitondra afa-tsy frais taxi hodiana fa ts mi-paye any amze aleha any satria le bandy mpiantso a no miantoka.

tsy ianao irery no mizaka otran'io fa ef nahita nitovy2 cas otran'io za @ famille fa de ny tena tokoa no kivy, ny zavatra hitanay sy tsapanay dia izao jereo aloha niandohan'ny fiarahanareo taloha fa raha ny an'ilay famille-nay izay mariage somary forcé no niandohan'ny tantara hany ka tsisy zavatra manjary, ny sipany maniry otran'ny anana, na le sipa na le bandy samy mampalahelo satria toa otrany tsisy but akory ilay fanambadiana, tsara aloha ianao raha efa nandray decision fa tsy niafy velona an'zany rehetra zany!

Satria @zao dia misy ny vhv no miasa fa ny lhl indray no mitaiza,iny mety tsy ho olana ihany fa ilay vhv lasa mibaikobaiko ilay lhl mijanona ao antrano no ôtrany hafa˛ny mahita azyNy vhv lasa ôtrany tsy manam-pandeferana intsony ny betsaka any @ firenena mandroso ohatra dia ny vhv nobetsaka irery satria noho ilay vola fanampiana dia tsy te handefitra ohatra1 , Araka ny voalazan'ny terrafemina 85 % ny reny frantsay no miaina irery na miaraka @ zanany na tsia

mba mila temoignage na ol manambady horoscope poisson oa za zafady oe mba aona ny fiainany!..

bonjour daol tsk ato!vehivavy aho manoratra, ny antony d mila namana sy toro hevitra @zvt manjo ahy!leo ny mitaraina @namana sy havana f efa ho lava, oht dia ny tena fon n atao resaka,matsap anef t@ naita aitony forum iton f mis n ol met tsara sitrapo met afak manamp bediabe,ny olako ary dia izao:

Miarahaba Tompoko,Mila hevitra avy aminareo aho,vehivavy no manoratr.Efa 3 taona zay ny vadiko tsy manao sexe intsony.Tena tsy mahavita intsony izy(50 ans izy,zokiko 10 ans).Efa nifampiresaka momba an'io zahay fa tena nilaz any marina izy hoe tehna tsy mahavita intsony,tsy velona sady tsy misy envie tsony.IZY ALOHA TSY MANAO SIPA FA AZOKO ANTOKA 100 ISANJATO).

mampalahelo ahy ny vehivavy fa ts misy afaka mitompo teny fatratra oe madio ra mijery ny fomban olona amizao. maro mantsy ireo mihevitra fa manaja tena ts miodina ary manambony tena oe izahay dia ts tahak ireny femmes de petite vertus mampirafy sns ireny.

izao ilay cas, vehivavy manoratra, talohan'ny nivadinay 2 d nisy vehivavy niara-niasa taminy izay (efa manambady io vehivavy io fa tena farkze tia sexe satri presque ny lehilahy tao amle fiasana efa niarahany daholo)Ref tafiditra t@io fiasana io za, dia tsy naharay lamba ny vadiko f meme pas 1 an d nalainy vady aho, nangina aloha ny piantsy satri tena nataoran'io vadiko io a!

Pages