Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

bonjour daol tsk ato!vehivavy aho manoratra, ny antony d mila namana sy toro hevitra @zvt manjo ahy!leo ny mitaraina @namana sy havana f efa ho lava, oht dia ny tena fon n atao resaka,matsap anef t@ naita aitony forum iton f mis n ol met tsara sitrapo met afak manamp bediabe,ny olako ary dia izao:

Miarahaba Tompoko,Mila hevitra avy aminareo aho,vehivavy no manoratr.Efa 3 taona zay ny vadiko tsy manao sexe intsony.Tena tsy mahavita intsony izy(50 ans izy,zokiko 10 ans).Efa nifampiresaka momba an'io zahay fa tena nilaz any marina izy hoe tehna tsy mahavita intsony,tsy velona sady tsy misy envie tsony.IZY ALOHA TSY MANAO SIPA FA AZOKO ANTOKA 100 ISANJATO).

mampalahelo ahy ny vehivavy fa ts misy afaka mitompo teny fatratra oe madio ra mijery ny fomban olona amizao. maro mantsy ireo mihevitra fa manaja tena ts miodina ary manambony tena oe izahay dia ts tahak ireny femmes de petite vertus mampirafy sns ireny.

izao ilay cas, vehivavy manoratra, talohan'ny nivadinay 2 d nisy vehivavy niara-niasa taminy izay (efa manambady io vehivavy io fa tena farkze tia sexe satri presque ny lehilahy tao amle fiasana efa niarahany daholo)Ref tafiditra t@io fiasana io za, dia tsy naharay lamba ny vadiko f meme pas 1 an d nalainy vady aho, nangina aloha ny piantsy satri tena nataoran'io vadiko io a!

Aleo aloha mba asina mapme kely ftsn eee Inn avy ny situation niova depuis sika vhv lasa vady sy tam mbola sipa ftsn ? Ohatra ireto de tohizo eo ee = sipa = milamindamina foana sy metimety foana ny pozy itanleryvady = itany daolo na d amlay mikorontana volo b sy amle akanjo mandry b surtt rhf mangatsika ny andro Itany daolo amle tsy manao rouge a levre fa amle pozy maina b iny huhu Mikorontana akanjo b ko amle efa sahirana mikarakara ao antranosipa = mahazo sms kely foana foana Mahazo message kely mafinaritra b foana rhf le tsy miaraka iny

Bonjour,Sao dia mba mahasoa, mba tsidio ilay rubrique HUMOUR ET INSOLITE atsy fa misy sujet hoe "vehivavy ndray zay" fa tena ahitan-javatra maro:-inlove

Tsy aiko raha efa nisy tratra toan'ny nahazo aho ianareo.Izao ilay tantaraIndro aho izay no tsy nahavita nanao RS tamin'ny vadiko, izaho vehivavy.

Salama nareo,VHV aho. Ho anareo katolika no tena ametrahako fanotaniana. Nanambady vita mariazy katolika aho (Za protestanta). Valo taona nivadiana, fa hitako avokoa ny probleme rehetra kely sy lehibe amin'ny tokatranoko. Tena kalvary, ary manapakevitra ny hisaraka ho. Ny vadiko tsy mety fa sakramenta hono ny fanambadiana katolika fa tsy mitovy protestant, ka tsy azo ravaina fa mety ho very hatramin'ny fanahy any amin'ny afobe.Tena marina ve zany?

salama daholo tompoko,

ho anareo azo atao daholo ve ze tina am resaka sex ref mpivady.6ans de mariage za f zay d mamao sodomie en moyenne 3 fois par mois.nisy ftona za tam fb nahita oe ts tsara d nijery n commentaire n olona tao dia mis saha milaza mitsy f na hisaraka az izy mivady ts manaiky hanao an zany izy.d za ve zan no adala sa aona?misokatra n ady hevitra!

Pages