Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Aiza ho aiza eto Mada no ahitana neurolgue experimente

[Omega] - Manakory ,

inona no fanafody azo atao raha reny tsembotongotra sy tsembontanana tsy misy fiafarany reny fa mahasoreana, misaotra

[tinah] - Toa tsisy mamaly mihitsy ity sujet ity.
Ohatran'ny mahaliana anefa

[kala peta] - Manao ahoana daholo,

19 ans za zao ary mahagaga ahy ihany fa mbola misy vatonono be foana hatramin'izao. Mba mangataka ny hevitrareo hoe normal ve zany sa tsia raha ny taonako?

Misaotra betsaka sahady ho an'izay mamaly!

feno 1/2 sičcle @ty taona2018 ity aho, t@ 2013 no efa tsy réguličre intsony ny rčgle-ko, nisy fotoana tena bdb mihitsy ary rehefa 2č jours dia tsy maintsy couche bébé no ampiasaina fa raha serviette hygiénique tsy mahatazona ny rŕ, nisy fotoana 2 ou 3 mois vao tonga ny rčgle ianao @zany efa mitaintaina hoe bevohoka ve za sa tsia edepuis déc. 2017 teo indray dia misy bouffée de chaleur, mora tsembo-dratsy nefa za taloha tsy mpanao an'zany mihitsy, mora reraka be

[Miranto annie 32] - Règle 2 fois par mois normale vé za efa 32ans ary mananjanaka iray.
Mba valio azafady, raha problème indray dia inona no tokony hataoko?
Misaotra Tompoko.

[Resy] - Salama e! Mba vonjeo ry retoizay mahalala a! misy rehoka masaka be tsymety afaka ato an-tratrako, efa natao daholo na sakamalaona vosarimakirana na tantely na mananasy sy vosarimankirana na sirop na oignon na antibiotique na dokotera fa efa ho 15 jours zao, feno ao antratrako ao tsy mety afaka, tsymety mivoaka fa mikohokohoka fotsiny aho de misy rehoka be tsy mety mivoaka. Tsy hitako izay atao, efa indroa za no tany main'ny ostie fa tsssssssssssssssssssssssssssssssss vonjeo zay mba mahita hevitra e! Misaotra tompoko

Manahaona daolo,Aiza eto Tana no misy dentiste mivoha hatramin'ny 18h ?misaotra betsaka

Bonjour,araka ny topic ako io dia mba mangataka temoignage sy avis anareo amin'ny resaka alignement ana dent adulte (+de 25 ans). Aiza kay no misy practicien mahay tsara sady azoazo ny prix any. Nanantona an'i Prof Andriambololonivo aho fa toa otrin ela be ny azy, dia mba mangataka temoignage sy avis anareo iany koa. Merci

Miarahaba antsika rehetrasao mba isy mahafantatra azafady hoe misy manao lithotripsie extra corporelle ve eto Madagascar? de aiza? raha mba misy contact azafady ?Misaotra mialoha

Pages