Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Rongonier] - Azafady, aiza no misy mpitsabo mpanao test diagnostic rapide na TDR hijerena fa mifoka rongony ny olona iray ? Mety mivoaka eo noho eo ve ny valiny ? toy ilay test alcool nataon'ny police izay tsy naharitra kanefa tena ilaina. Misaotra

[vaksiny] - Manahoana dool
maro ankehitriny ny miroro saina momban'vaksiny, le rappel atao ref lebe de mis milaza fefa vita t@mbola kel ka ts te hamerina intsony.
TSY de zay lafiny zay no tiako resahana eto fa oe IN NO EVITRAO @fanaovana vaksiny am zaza,le vao teraka madrapa eritaona mo ts d aiko tsara,
-nahavita an'izy rehetra ve ianao ka nahazo anle oe certificat,
maro mako ankehitriny no lasa ts mazoto na de amreny zaza kel aza,ianao ku ve ts mazoto sa manao

-ny tena tiako ho fatatra angamb d zao eh,tombotso sa fatiatok n fanaovan vaksiny n zaza

Manahoana daholo.Efa maromaro ihany aho teo aloha, rehefa tsy mandeha rčgle ka manao test ka positif, tonga dia mihinana Cytotec na mysoprost dia mandeha soamantsara le rčgle avy eo. Ny mampiahiahy aho zany araka nosoratako io, za tsy manao fanabeazana aizana, fa io no ataoko refa tratra izahay. Tsy indray mandeha anefa na indroa. Ka eo ny fanontaniko, te hijery ny toebatako anatiny ao za dia inona avy bilan tokony ataoko sao sanatria misy infection na zavatra hafa taorian'zay rehetra zay?

Miarahaba daholo.Manao gors coeur ny dadabenay ary vao haingana no fantatra. Te hanantona mpitsabo mahafehy io aretina io izahahy nefa tsy dia mahafantatra, sao mba misy afaka manoro mpitsabo na fitsaboana natoraly io aretina io.Misaotra tompoko

Bonjourmba omeo astuce mampiena kibo ry reto a, tena mahamenatra b rhf manao akanjo teritery! Merci an'izay mamaly

[kibo] - Manahoana dool

avy natao cesarienne aho, deux mois zay,ts nasah nanao ninin t@le kibo mitsy aloh atreto fa zao vao mitady hevitra mba hanalana anle kibo be amzay satry mb ef ts mahare marary matetika eo amle nodidina intsony,

inona no nataonareo analana anle kibo be mitosaka ref avy nodidina mba zarao ato azafady rh mety
misaotra mialoha zay mba afaka mizara zay nahomby taminy

[Vahona] - Salam o! iza no efa nihinana vahona homéopharma ianareo azafady ? de manao ahoana ny tsirony ?

Salama ô!Inona kay ny produits manal tâche ry zareo fa avy nanao allergie b za d ny tŕnako sy ny tongotro lasa misy tâche @le otrorina fôna le izy @le mangididy..

Bjr daholo,inona kay ry reto no mahatonga ilay hoe misy rivotra ny kibo, de rehefa alefa nefa de misy kaka kely fona mande. Miverina matetika ilay izy dia sady manorisory be no mahamenatra koa. Raha nisy efa sendra, inona no toro-hevitra azo ifampizarana mba hitsaboana azy, de misaotra sahady @zay mamaly.

[sariaka] - Bonjour,

Saika hanontany hoe iza kay no efa nodidiana fibrome , de manao ahoana le izy,

Merci,

Pages