Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[jenny] - Sao dia misy marary ohatra ahy ato :

Ao @ kihoko ao misy marary ahy t@ voalohany, dia mitarika aty @ soroka sy rantsatanana.
Vokany : ndraindray mangotsoka ny sandry, ny rantsatanana donto, ary ohatra ny misy fanjaitra manindrona sy mandende.mangotsoka koa ny vahantaolana aty @ rantsatanana.
Ny tanana droite ihany no voa.

Rehefa mangatsiaka ny andro na miditra anaty magazay climatisé dia mangorintsina ny tanana dia eo no eo dia mangatsiaka lay tanana. Rehefa mafana ny andro dia matoritory lay marary.

[Sue] - Salama daholo isika, sao dia mba misy toa ahy ianareo, 3 andro izay dia manomboka nahita tasy mainty tahaka ny lalitra manidina eo alohan'ny masoko eo za ary manaraka ny fihetsikin'ny maso ilay tasy, nijerijery internet aho dia hoe corps volants no anaran'izany fa te mahafantatra misimisy mombaizany ahi ra misy voa toy izany ianareo, merci e

[kiala] - Manahoana daholo
za ry reto nisy mycose teo @feako, nagididy b mitsy sad vety2 kely ny fitombony. Ef naazo fanafody t@Dr de efa sitrana saingy zao tsy nety niala tsony ilay tache fa tavela eo. sao de efa mba nisy tratra an'io de inona no nahafaka ilay tache aveo?

Miarahaba antsika rehetra, izaho dia maman 48 ans, tamin'ny 19 oct no nandeha farany ny rčgle dia hatramin'izao mbola tsy nandeha, izaho anefa tsy bevohoka, mbola tsy nandeha dokotera, mety efa ho menopause ve izany, za anefa tsy misy signe mihitsy, fanontaniana faharoa, ohatran'ny misy manindrona kely tampoka izany ao amin'ny foko, mety marary fo ve izany

iza kay manana anle recette n'io azafady,,,,, efa nisy tato fa nis namafa,,,mis oe 2 jours de efa mahita resultat

iza kay manana anle recette n'io azafady,,,,, efa nisy tato fa nis namafa,,,mis oe 2 jours de efa mahita resultat

Miarahaba antsika rehetra, mitady dokotera spécialiste @resaka sakafo izahay izany ho nutritionniste izany raha ny tena marina, tena ts mety mahazo aina mihintsy ny zanako sady ts mazoto misakafo ihany koa nefa tsy tiako hihinana fanafody, misaotra mialoha antsika

Manahoana daholo tompoko o , naika mba hanotany inona kay ny sakafo hanina mapafana kimbo haingana fa mitady zaza , misaotra tompoko ho anareo izay mamaly

Manahoana daholo , naika mba hanotany azafady izay mahalala oe inona kay ny zavatra natoraly azo hanina ho an' olona mitady zaza (sakafo mapafana kibo haingana izany no tiako hambara eto ).Misaotra antsika izay mamaly tompoko

[ultra_son] - bonjour à tous,

Où peut-on trouver à Tana des gadgets produisant de l'ultrason pour faire fuir des chiens ?

merci beaucoup

Pages