Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Arak'ilay sujet, misy kyste ovaire ny tenako , esorina satria efa plus de 4 ans teo iany tsisy fihovana sady marary ilay izy !!ho anareo izay efa nisy ka nesorina , mbola afaka mahazo zaza tsara ve apres anzay ?????

Salut, Iza no mba efa nakany @reny astrology karana mijery tanana sy tareh fotsiny hita @gazety reny? mba zarao e

Bjr nareo, misy tatara kel momba ah ity mba aona hevitrareo:zaho taloa dia PD, saingy za tsy manao fitafy pelaka, atramzay, eny atramzao dia mbola taitra kel faona ref maita OL manaitra ah, saingy mahasamy haf ny taloa sy izao dia taloa za tsy manisy limit fa ref te ho any dia lasa, taty aorina za nanarin ny fiainana sns dia nandray fepetra fa ijanona ho endry? zan oe tsy iarka am band tsony, eny na eny andalana aza dia miezaka mafy tsy itodika sy itsiriritra...

misy namana tratra ny insuffisance rénale , mila fanampina sy torohevitra avy aminareo azafady , aiza no mety ahitana association anampy, ahona ny fomba ahafahana manao dialyse maimaimpona sa ts amin'ny vidiny midangana be, misaotra tompoko mamaly fa de tena ontsa ny fo amin'ilay namana.

Manana saka vavy reniny 1 sy zanany 2 aho. Hatramin'izay niompiako saka dia feno parasy ao antrano. Any ampandriana izany amin'ny alina dia mifoha 2 na 3 fois mitady azy fa tena tsy laitra.Mba madio ihany nefa ny trano, misasa sy mihosotra savoka. Ny olana dia ity : tsy sahy mampiasa NUVAN aho satria ny zanako mbola kely dia mety ho latsadatsaka eny amin'ny gorodona ny sakafony dia ohaniny, na koa mety hilelaka tanana izy ka sao ahitan-doza.

Miarahaba antsika rehetra, misy kambo maniry ny tendako, mainty kely ireny izy misy efa somary lavalava kely, mikasoka amin'ny akanjo ilay izy marary kely izay sao dia mba misy mahafantatra ny fomba analana azy fa indrindra ilay manao cache nez tena voasintona foana dia marary

Inona ry reto no hatao fa tena mihofakofaka be ny tarehiko?Tena lasa manana fahazarana mikaokaotra ilay izy foana ny tanako sady tena miraraka be toa ireny angadrano ireny ilay izy.Mahamenatra mihitsy ilay izy fa tena otran hoe misy farora-bava izany foana ianao @ilay izy.Dia misy fotoana lasa menamena ilay tarehy.Dia mba mangataka toro-hevitra na traitement naturel hoan'izay mahalala fa tena mijaly.

= = hitako teny amin'ny "internet"Le diabčte est une maladie courante qui peut durer toute la vie. Il se produit quand une personne a trop de glucose dans le sang, parce que le pancréas ne peut pas produire suffisamment d?insuline.

Salut daoly de bonne année ! Zaho ry reto misy hodi-potsy de nanosotra phytoral de najanoko ela be teo @ tenda le izy de lasa henjankenjana be ny hodi-tendako sady marokoroko masosotra ka mba torohevitra natoraly analana zany.Najanoko aloha le phytoral.Merci

Pages