Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

miarahaba,aiza kay ny institut de beauté manao epilation laser eto tana so misy mafatatra!merci ho antsika mamaly

tsy aleo mba resahina eto ity valan'aretina malaza @zao fotoana izao ty?@ maha forum ny eto dia mba hanao echange kely isikanareo ve matahotra dia misoroka sa tsy matahotra fa manohy ny fiainana andavanandro?perso: tsy taitra t@ voalohany satria neveriko hoe bizina daholo lay resaka cache bouche sy cotrim fa tato ato tena lasa matahotra dia manisy produit @trano @ zaofa tsy vahaolana "hono" ilay cache bouche satria tsy ho araka ny hanolo azy matetika ka ahiana mainka hitahiry ilay microbe fotsinyndao ifampizara vaovao e

Bonjour daholo,Nafana be ny andro omaly. Nisinisy lelo ny zanako dia nanisina. Gagabe aho f ra no nandeha au lieu de lelo.Efa nijanona ilay izy dia tsy nentiko tany amin'ny dokotera aloha.Ny tiko hanontanina dia hoe :- Inona no antony mahatonga an'izany?- Inona no fisorohana naturellement an'izany?- Inona ny risque ŕ long & ŕ court terme?Misaotra mialoha izay hamaly.

bjr ŕ tous,inona azafady no mety ho effets secondaires @ fisotrona citron 1 isan andro ? satria izaho dia manisy citron 1 isan andro @ bouteille d eau sotroiko, ny Antony ho ahy dia sady hoe minceur izy no isany fruit koa dia mba efa mihinana fruit au moins 1 isan andro izaho izany ! nefa dia nisy niteny hoe tsy mety hono fa acide loatra déjŕ izaho dia olona efa be acide rahateo !Misaotra indrindra @ ireo izay afaka mamaly an!

bonjour daolo,aiza eto Tana no misy dokotera manadio , manala ny maloto rehetra any anaty sofina amin'ny rano ? Inona moa ny qualificatif ilazana ireny dokotera momban'ny sofina ireny ? Ohatra zao oe ny dokotera momban'ny maso zao dia ophtalmologue.merci

Miarahaba antsika rehetraMba hanotany azafady raha mba misy mahalala hoe aiza no mety ahitana mpivarotra DISTILLATEUR d'eau, fa ilaina anana ao antrano noho ny antony fahasalamanaMisaotra mialoha

Miarahaba,Izaho ry zareo efa ho 3 taona izay nolazainy dokotera OSTIE fa hoe diabetique hono satria raha 4.20 ŕ 6.40 mol/l ny taux glicemie an, ny ahy eo @ manodidina ny 8 eo foana, omeny zareo fanafody aho @ zany ka amarel 1g par jour.Efa mifady sakafo, manao dia antongotra 30mn/8jr ary mihinana io fanafody io fa tsy mbola mety mihena ihany.

salamaaiza kay zareo misy dentiste mba tena mahay merci

Sao misy efa nandalo ity hoe: misy ohatrany ozatra maniry @ col de l'utérus de hoy ny dokotera oe mila doranaahoana ny fanaovana izany d mampahatahotra vmisaotra

Bonjour,Hono oa, tena efficace marina ve le oe citron ahositra amin'ny faritra misy tavy dia mihena (ohatra oe ahositra isan'andro amin'ny faritry ny kibo). Nisy nanoro mantsy dia mba te hi confirme aloha ra tena mety.Misaotra mialoha,

Pages