Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Vokatra azo amin'ny canelle? Dia ahoana ny fomba hanaovana azy! atao amin'ny Thé ihany izao no aiko! Misaotra an'izay mamaly

Misy otrn faritra menamena amin ny sisin ny lelako. Tsy marary alefa ilay izy na mangirifiry. Rehefa kitihina dia maheno tsiro somary masira izany. Sao dia mba Efa nahita olona voan ny cancer de la langue ianareo? Dia toy ny ahoana no fisehony? Aiza no tsara anaovana depistage?

Bonjour les mamans, misy t@sika ve efa nanao an?io biopsie cervical io ? ahoana kay ny fandehany ? inona ny fikarakarana ary taiza ianareo no nanao ilay prélčvement ? misaotra betsaka izay mamaly.

Bonjour daholo oh,

Miarahaba antsikaArak'ilay sujet , aiza ny hopital afaka manala vato amin'ny alalan'ny "laser" ?Mankasitraka indrindraMarihina fa efa ngeza ilay izy dia ts levona

Mahagaga ry reto fa mora simba ny nifiko izay amboarina ka tsy sasatra ny miverina any amin'ny dentiste. Ilay dentiste ve no tsy mahay sa manao izay hivereneako matetika any aminy ?Mba toroy dentiste mahay falehanareo za. Misaotra

Aiza moa no ahitana huile de ricin pure azafady ?

Aiza ho aiza eto Mada no ahitana neurolgue experimente

feno 1/2 sičcle @ty taona2018 ity aho, t@ 2013 no efa tsy réguličre intsony ny rčgle-ko, nisy fotoana tena bdb mihitsy ary rehefa 2č jours dia tsy maintsy couche bébé no ampiasaina fa raha serviette hygiénique tsy mahatazona ny rŕ, nisy fotoana 2 ou 3 mois vao tonga ny rčgle ianao @zany efa mitaintaina hoe bevohoka ve za sa tsia edepuis déc. 2017 teo indray dia misy bouffée de chaleur, mora tsembo-dratsy nefa za taloha tsy mpanao an'zany mihitsy, mora reraka be

Manahaona daolo,Aiza eto Tana no misy dentiste mivoha hatramin'ny 18h ?misaotra betsaka

Pages