Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Bonjour,araka ny topic ako io dia mba mangataka temoignage sy avis anareo amin'ny resaka alignement ana dent adulte (+de 25 ans). Aiza kay no misy practicien mahay tsara sady azoazo ny prix any. Nanantona an'i Prof Andriambololonivo aho fa toa otrin ela be ny azy, dia mba mangataka temoignage sy avis anareo iany koa. Merci

Miarahaba antsika rehetrasao mba isy mahafantatra azafady hoe misy manao lithotripsie extra corporelle ve eto Madagascar? de aiza? raha mba misy contact azafady ?Misaotra mialoha

Bonjour !Iza kay no médecin spécialiste ORL mahay sy azo antoka eto Tanŕ ? Mba afaka mahazo anarana ve azafady ? Raha manana contact vao maika tsara. Misaotra mialoha.

Inona avy kay ny aretina sitran'ny bois de rose ?Toa hoe manasitrana aretina maro hono izy ioEfa nisy nanana porofo ve ?Misaotra indrindra

Bonjour, Aiza no misy mpivarota camomille eto Tanŕ, atao dité sy fanafody? Tsy misy ilay eny Isoraka.Sa inona no anaran'ny camomille amin'ny teny malagasy?Misaotra mialoha amizay afaka mamaly.Soraya

salama daoly,aiza no mety ahitana fanafody sillicium organique g5 na siliplant eto tana ho an'ny olona voan'ny arthrose !merci

miarahaba antsika,efa nentina teto ihany,inona no anaran'io aretina io,dia inona no tena mahasitrana azy,misaotra

Manahoana daholoIzaoho dia vehivay 23 taona mikorontana nify. Efa ela izaho no naniry hanao appareil dentaire nefa nolazain'ny mamako fa tsy nécessaire izany. Amin'izao anefa izaho manana moyen hiantoako ny tenako ka mba te-hanontany information momba an'izy io.Voalohany, hafahafa ve raha olona 23 taona no mbola manao appareil dentaire? matetika mantsy ankizy sy adolescents no manao azy io.

Salama daholo, Feno panda be tsy mety afaka ny tarehiko efa ho folo taona. Efa tapitra naleha daholo ny dermato teto Antananarivo, hatr@ Dr Jean Charles Ampandrana ka hatr@ Pr Rapelanoro, IHS, Befelatanana, Mahamasina, Dr Patricia Espace Médical fa e e e... Nisy niteny aho hoe izany Dr Richard ao Antsakaviro izany... Saingy tsy ananan'ilay olona intsony ny contact-ny... sao dia sao mba misy manana nareo? Misaotra betsaka !

Bonsoir,

Pages