Vous êtes ici

Efa manomboka ny saison peste izao. Efa nisy ny maty, ny ahiahiana.
Manao ahoana ny fandraisan'andraikitra ny Fanjakana manoloana an'io aretina io ? AOka mba tsy hi dorororororororo ianareo.

Accident mahatsiravina eny @ RN7 amin'izao. 2 maty, 31 naratra mafy.
Fifampisongonana teo amina fiara 4x4 sy Taxibrousse no nahatonga azy. Nifandona t@ semi.

Misy manana fanampimbaovao ve ?

Pour la mise en œuvre de vos projet ;entreprendre vos
activités ; Construction de vos maisons ; Location Maison ou
Appartement Etc......je suis à votre disposition pour vous faire des prêts avec un taux d’intérêt annuel de 2%.

email : roger.harry@hotmail.fr

merci de me recontacter en cas de besoin.

Bonjour, mba mitady olona matotra afaka indramana vola! Prêt no resaka. Merci.

Amin'ny faritra Antanimora dia mivelatra be ny halavan'ny onjapeo iasan'ny Radio mivantana, raha tokony ho 95,2 MHz ity Radio ity dia 95,0 hatr@ 95,6MHz dia rakotra daholo, ka tokony jerena kely ny lafiny technique fa sarona ny 95,4MHz (MBS), araka ny vaoavao farany dia tokony efa afaka hiasa ny MBS, mbola andrana technique anefa no ataony amin'izao.Tsara maheno ny feo rehetra @ raharaham-pirenena ankehitriny fa tsy mihaino feon-dakolosy tokana,

Efa ao anatin'ny vanim-potoana fahavaratra tanteraka isika amin'izo fotoana izao , efa maro sahady anefa ireo tra-boina nohon'ny fiakaran'ny rano na dia vao manomboka aza , mijaly ny vahoaka ambany tanàna

Tsy nitsahatra niakatra ny vidin'ny solika eto Madagasikara , misy fiakarana foana isam-bolana , inona no mety antony mahatonga izany raha toa ka mihena kosa hoan' ny tsena iraisam-pirenena

Tsy mijanona miakatra ny vidim-bary eny an-tsena , tafiakatra 800 ariary ny kapoaka , izy no tokony hijery izany ?

Lasany e!

-Ny bois de rose
-Ny tany nototofana
-Ny nosy maro manodididna misy gazy
-Ny omby any am-pahatra
-Ny volakely azo t@ hatsembohana sy ny tsena kely
-Ny sokatra
-Ny volamena
-Ny zavaboary azo avadika vola!
-Ny fahefana nanomboka ny 2009

Dia ahoana koa ny manaraka?

tsy haiko na zah no tsy maharaka na efa nisy mizazoro ilay baiboly nentin'ny misionera frantsay taty amintsika taloha.

sady ry zalah t@ tonga dia nitondra baiboly sady nampianatra antsika hikimpy rehefa mivavaka . Fa nony nihiratra ny masontsika dia lasantsika ny baiboliny fa lasandry zareo ny tanintsika

Pages