Vous êtes ici

Au  stade municipal Saint Leu La Foręt, situé dans la périphérie Nord de ParisVaovao mahafaly : Tonga nanatevindaharana i Abel Anicet sy Bolida CAN 2019 no tanjonaAlefa MADAGASCAR

Taiza letsy ny mbola nisy Argentine tsy tafiakatra coupe du monde zany harary fo eo fotsiny lisany Za aza mahita hoe ho betsaka Any russie zany ny fotoana

Ny juves akory tsy PSG , ny juves éfa manana traikefa fa tsy tahaka ny PSG

raha oharina @ joueur légendaire tahakan'i el pibo de oro (Maradona )minoa ahy lisany fa @ heritaona iny dia hilalao an'i Chine Hatreto klo dia tsy mbola misy ŕ la hauteur raha oharina ny zava bitany Ra Maradona

Miarahaba ee!!!sambany vao hitondra ireto boay kely hijery baolina @ alahady ka saika hanontany hoe ôtrinona kay ny mijery baolina ho an olon dehibe sy zaza latsakin 10 taona azafady indrindra?misaotra @ valin teny

Nomontsanin'ny Malagasy teo anjaridainany ny Soudanais omaly zoma alina.Doublé de Faneva Ima, penalty natsiro be (contre pied) Carolus.Coup franc ilay baolina matin'ny Soudanais.Expatrié ny 95% ny mpilalao Malagasy Mbola tsy nisy teo amin'ny tantaran'ny Baolina kitra MalagasyFandresena tamin'ny Match 5 iraisampirenena misesy , 3 fandresena tany antanin'olona, 2 teto antoeranaNy vokatra tsara kosa dia mendrika ho deraina hatrany.Hanao ahoana ny tohiny ???

K'aiza k'aiza daholo e ?Mangingina ny tanana an, alefaso indray klou ny prono

Tairo indray ary ny fanadihadiana iny lalao inyMino aho fa manana hambara be dia be i JudasFa fijeriko manokana ity-------Nandresy aloha i Frantsa fa tao anatin'ny difficulté ihany ilay fandresenaConclusion voalohany dia inty : Tsy mety na koa tsy adapté amin'ny ireo mpilalao ao EDF ilay style de jeu 4 - 3 - 3 napetraky Deschamp !Griezzman - Lacazette - Mpbape no attaquant fa tsy fantatra loatra intsony ny toerana sy ny andraikitry 3 lahy tao aloha tao hoe iza no manao inona.

le seul club au monde battu 6-1 apres avoir vaincu 4-0 au match aller! ici c'est paris vendu aux qataris....humilie par messi!Pour consolation , l'OM reste toujours le seul club franchouille vainqueur de la ligue des champions.

Herintaona lasa izay dia novoizina fa napetraka any aminíreo club lehibe manerana an?ny Eropa I Pep mba hamoy ny footbal ŕ la possession toyn?ny filalaon?ny barca ireny.Aminízao fotoana izao anefa dia milalao contre attaque mihitsy I Manchester city, ary tena hikohizana any eropa ny vokatra azo.Haharaka hatrany amin?ny volana Mai ve ity rotoroton?ny Lanitra mangamanga ity?

Pages