Vous êtes ici

Brésil 1čre équipe qualifié en Mondiale 2018 aprčs Russie.aprčs une victoire a domicile devant Paraguay de 3 - 0 ( coutinho, neymar , marcelo)Aona n mba faitanaareo anzalah reto miark @ TITE eeee!!!!!ez ra judas sy n mpandinika namana rhtr eeeee!!!!!

Salama daholoarak'io sujet io dia mitady sekoly fianarana foot ball ho an'ny zanako ny tenako, marihiko fa 11 sy 09 taona izy ireo.Ilay zokiny tena passionné mihintsy ny olana anefa dia tsy misy tokontany aty aminay ka rehefa tsy mianatra dia tena mampalaelo b, ka ra mba misy fianarana manao foot ball dia sady ahay izy no iala voly tanterakaMisaotra mamaly

iza ary ny ekipa mety handresy ty Real ty @ ldc ? Raha izao no mitohy otraotra anao pao-2 zay an (Liga Ldc )

Saint Maximin : Mahay ileiry fa kely vatana.Balotteli : Manao anandronyL1 : Faible be ny niveau.Izay no azo hamehezana azy.

L'ancienne star brésilienne Romario s'estime Ťmeilleur que Messi et MaradonaťPublié le mardi 25 avril 2017 ŕ 17:58 | Mis ŕ jour le 25/04/2017 ŕ 18:08Romario a déclaré que l'actuel quintuple Ballon d'or n'était pas le meilleur joueur de l'histoire puisqu'il n'avait rien gagné avec la sélection argentine. L'ancien attaquant brésilien a par ailleurs estimé qu'il était bien supérieur ŕ Messi et Maradona.L'ancien footballeur brésilien voit Neymar comme le meilleur joueur du monde. (L. Careme/L'Equipe)

tng ranga de alfs Mvola at amiko zw f averk fois 2 ra mares real @ sabata aaaaa!!!!!

Naharesy ndray zahay e! Mila miezaka sy ho pro @mental ny ambiny e! izay no nahavoa ilay Liverpool iny fa ilay goal tsy ampy expérience dia nidororo ho azy teny!Ao anatin'ny lalao nefa ireny!@herintaona omenay olona hafa indray ny victoire fa manjary lazain'zalah fa voavidy hatram'goal eo ndray koa e!

<<<................We are the champions, my friendsAnd we'll keep on fighting till the endWe are the championsWe are the championsNo time for losers'Cause we are the champions of the WorldWe are the champions, my friendsAnd we'll keep on fighting till the endWe are the championsWe are the championsNo time for losers'Cause we are the champions

Na dia efa lavidavitra ihany aza ny elanelana eo amin'ny Real sy BarcaDia mbola niondrika teo anjaridainy indray ekipan'i Zizou ny asabotsy teo.Toa Efa mitady tsy hihodina intsony ny milina madrilčne !??Fa inona no tena olana?Mpilalao tsy miova! Mpanazatra mbola io!Io ekipa io ihany anefa ilay nandrombaka ny rehetra tamin'ny taompilalaovana 2017 ! (liga, ligues de champions, super coupe, champion du monde des clubs,)???????

Résultat : demi terrain, Ronaldo invisibleSoa ihany fa nandresy

Pages