Vous êtes ici

Tsy miafina intsony ilay izy fa hita be tamin'ilay match PSG(2) - Lyon(0) omalyMiady izy mitsamy ny handaka coup franc, i Dani Alves mihintsy no naka ilay baolina dia natolony an'i Neymar Miady koa izy mitsamy handaka ilay penalty. Tonga dia nalain'i Cavani moa ilay dia nodakany fa tsy maty.But contre son camp avokoa ilay baolina maty omaly fa action Canavi ny iray, ary Mbape ny irayHita mihintsy fa tsy ŕ 'l'aise i Neymar.Raha tsy voa geré n'i Unai Emery mpanazatra PSG io situation dia mety ho ratsy ihany ny hiafarany

Comment une equipe nationale peut obtenir des meilleurs resultats:S?entraîner 90 minutes maximumFaire moins travailler les joueurs sujets aux blessuresFaire du physique avec le ballonVarier le nombre de joueurs, la taille du terrainRépéter les męmes exercicesGarder le męme onzeAvoir des joueurs dans le męme club

1- TROPHÉE FIFA DU MEILLEUR CLUB DU XXE SIČCLE11- COUPES D'EUROPE (Ligue des Champions)2- COUPE DU MONDE DES CLUBS3- COUPES INTERCONTINENTALE3- SUPERCOUPE D?EUROPE2- COUPES UEFA33- LIGA 19- COPAS DEL REY9- SUPERCOUPES D?ESPAGNE1- COUPE DE LA LIGA2- PETITE COUPES DU MONDE DES CLUBS2- COUPES LATINES18- LIGUES RÉGIONALES5- COUPES MANCOMUNADOS

Omaly aho vao nahita azy nilalao tao amin'ny BarcaDribbleur sy meneur de jeu mantsy no fahalalako azyFa raha ny lazany sy zavabitany tany Dortumund sy ny ekipa de France dia ohatry ny tsy maharesy lahatra ahy loatra izy.Asa mbola tsy ao ve physiquement taorin'ny ilay blessure nahazo azy.Napetraka any amin'ny sisiny havanana izy izany hoe misy espace tsara ahafahany maneho tsara ny talentany fa tsy sahy mitazombaolina mihitsy fa otrany manao remise fotsiny no ataony

Izaho anisan'ny bandy tena tia foot t@fahazazako hatrami'ny teo @faha 18 taonako teo, taty ahoriana tia niova foot hafa tanteraka mihitsy satria dia lasa irony tavoangy irony no solon'ny baolina, sady tsy nodakana intsony fa nosotroina mihitsy

Za ry zalahy mahita fa resaka S fotsiny no mety ifindran'i Neymar any @ PSG fa raha gloire izany de mety tsy ho hitany intsony a. Bye bye ballon d'Or satria mety efa antitra be (60 taona) lery vao mba mety ahazo champion's league zany ny PSG.

Ny italiana no mitana lohalaharana : bayern :Ancelotti. Chelsea : Antonio Conte, Juventus : Allegri... Leicester : Ranieri tamin-taon-dasa.Mamokatra teknisiana sy manam-pahaizana amin'ny kitra ny italiana. Mahay taktika sy mahafehy ny lalao kitra na aiza na aiza misy azy.Ireo mpilalao teo ambanin'ny fitarihan'izy dia nahita vokat-staoa teo amin'ny fahaizana milalao.

Le classement des 10 premiers :1 ? Allemagne (=) 1631 points2 ? Brésil (=) 1619 points3 ? Portugal (=) 1446 points4 ? Argentine (=) 1445 points5 ? Belgique (=) 1333 points6 ? Pologne (=) 1323 points7 ? France (+1) 1226 points8 ? Espagne (+3) 1218 points9 ? Chili (=) 1173 points10 ? Pérou (+2) 1160 pointsFa ahoana no latsaka be i Espagne ?

Zany hono:"Selon l'édition dominicale du quotidien britannique The Guardian, Infantino aurait promis ŕ plusieurs présidents de fédérations africaines d'accélérer le versement d'aides ŕ leur fédération en échange de leur soutien ŕ Ahmad. ŤC'est un secret de polichinelle que le président Gianni Infantino et la secrétaire générale Fatma Samoura ont tout fait pour faire élire le Malgache Ahmad Ahmadťho hita eo ny tohiny

Pages