Vous êtes ici

Araky ny lohateny mba te ahita ny analysen'ireo chroniqueur malaza ato amin'ny forum (Judas, Doda, GM, MgCool...) ny match PSG-Barca iny.- Est-ce un fin de cycle pour le barca?- Passation de pouvoir entre psg et le barca?- Début de l?čre psg?

Nda mba hiresaka kitra malagasy Mandray anjara @ éliminatoires CAN 2019 , CHAN 2018 , COSAFA 2017 isika zao.Ahita lalao maromaro isika zany.Enga anie i Mahamasina tsy ho simban'ny Podium 26 juin

iza no nanaraka match amical, ilay allemagne bresil 0- 1, mba resy le rainiboto fa mba 1 0 ,ts tao ry neueur sy nyhenjana sasany, fa lay espagne sy argentine 6-1 be zao kosa tena henjana marina fa lalao ampirahalahiana, tsy tao mou i messi de zay angah no nde atao excuse fa ne de zanyaza trop be an

Na dia tataka aza ny score dia tsy tafakatra hanao 1/4 ny Barea, na izany aza arahabaina t@ zava-bitany

Baolina izany ry zalahBaolina izany ry ZalahAfapo ny spekta e!La rage de vaincre de Liverpool !!!Teo ilay 5 sy aotra tamin'ilay lalao mandrosoFa teo koa ilay nifindran'i Coutinho any amin'ny BarcaFa toy ny nanome hery supplementaire ny mpilalao tsirairay sy mpanazatra io fa aie aie aie ... maimbo maimbo rŕ daholo ny Red's fa vao 9 minitra fotsiny tonga dia nakoban'i Chamberlain ny haraton'i Citizen !!Samy namono baolina daholo izy 3 lahy Firmino, Mané, Salah ary amin'ny fomba tena mahafinaritra daholo

- Firmino- Mané- Sturridge- SalahNamono baolina iray avy ireo mpanafika 4 ireoSaika niainga tamina contre attaque haingana be daholo ireo baolina maty ireoIlay Liverpool ve no matanjaka be sa ila

Baolina be iny ry zalahNitsangamitoetra mihintsy izahay mpijery hatramin'ny kiririoka faranyCommentaire ko manokana amin'ilay matchRaha izaho no staff n'i Liverpool dia ni limogé ko i Jürgen Klopp mpanazatra farafaharantsiny mahazo avertissementTokony ho resin'i Liverpool mazava Chelsea indrindra eo amin'ny taniny ilay lalao1- Inona no tsy nampanaovana an'i Mane sy Firmino izay efa valeur sur amin'ny ligne d'attaque amin'ireny match lehibe toa ireny ???

La Ligue des nations de l'UEFA 2018-2019 sera la saison inaugurale de la Ligue des nations de l'UEFA, elle implique les équipes nationales masculines des 55 associations membres de l'UEFA. La phase de groupes de la compétition se tiendra du 6 septembre au 20 novembre 2018 tandis que sa phase finale aura lieu du 5 au 9 juin 2019. Des barrages auront également lieu au mois de mars 2020 afin de déterminer quatre des vingt-quatre qualifiés pour la phase finale de l'Euro 2020.

Ela ny ela, efa an-taonany maro izay no tsy dia hita mamiratra ny premier league @ fifaninana LDC. hatreto alony dia hita misongadina raha mihoatra @ championnat hafa.I chelsea izao no hitako ho mety tsy ho tafavoaka ny 1/8.

meti isy revelation @ ti an!!!!>> naazo gana malemy ny espagnol an!!!!Groupe A : Benfica, Manchester United, FC Bâle, CSKA MoscouGroupe B : Bayern Munich, PSG, Anderlecht, Celtic GlasgowGroupe C : Chelsea, Atlético de Madrid, AS Rome, QarabagGroupe D : Juventus, FC Barcelone, Olympiakos, SportingGroupe E : Spartak Moscou, FC Séville, Liverpool, MariborGroupe F : Shakhtar Donetsk, Manchester City, Naples, FeyenoordGroupe G : AS Monaco, FC Porto, Besiktas, RB Leipzig

Pages