Vous êtes ici

Ela ny ela, efa an-taonany maro izay no tsy dia hita mamiratra ny premier league @ fifaninana LDC. hatreto alony dia hita misongadina raha mihoatra @ championnat hafa.I chelsea izao no hitako ho mety tsy ho tafavoaka ny 1/8.

meti isy revelation @ ti an!!!!>> naazo gana malemy ny espagnol an!!!!Groupe A : Benfica, Manchester United, FC Bâle, CSKA MoscouGroupe B : Bayern Munich, PSG, Anderlecht, Celtic GlasgowGroupe C : Chelsea, Atlético de Madrid, AS Rome, QarabagGroupe D : Juventus, FC Barcelone, Olympiakos, SportingGroupe E : Spartak Moscou, FC Séville, Liverpool, MariborGroupe F : Shakhtar Donetsk, Manchester City, Naples, FeyenoordGroupe G : AS Monaco, FC Porto, Besiktas, RB Leipzig

Tena manahy mafy aho fa ho taona fotsy ho lisany ty taona ty, coupe de roi maimbo kely mila miezaka mafy , mila manao miazakazaka mafy manenjika baolina hatr@ voalohany ka hatr@ 90min mihitsy ireo barcelone ireo raha tsy izany tsy hahazo coupe mamimbo kely @ ty taona ty, zay mba conseil homeko an'lisany

Mauvaise nouvelle ŕ quelques mois de la CAN des moins de 17 ans. Prévue du 2 au 16 avril prochains, la compétition a été retirée ŕ Madagascar, censé l?organiser. Cette décision a été prise ŕ l?unanimité (exception faite du président de la fédération malgache) jeudi par le comité exécutif de la CAF, réuni ŕ Libreville.

Le 4 juin 2017, le club est promu en premičre division pour la premičre fois de son histoire.Le 29 octobre 2017, Gérone affronte pour la premičre fois de son histoire le Real Madrid et remporte le match sur le score de 2 ŕ 1 au stade de Montilivi (10e journée de championnat).---GIRONE dia klioba vao sambany niakatra Division voalohany tamin'ity taompilalaovana itySambany ihany koa ity klioba ity no nihaona tamin'ny Real de Madrid teo amin'ny tantarany

Resy Mac gregor ,début 10éme round par arręt de l'arbitre,invaincu 50-0 izany i Floyd.Ny anatra ry zalahy dia na hanao vava bé ianao na hanao show ,na i provoc dia eny ambony Ring ihany no ahitana ny marina (asa fa Tsy KabAry ) hoy ny ntaolo.

Mahagaga fa tsy mba nisy nilaza tato ny fahalasan'i "Bekely" isan'ireo mpilalao foot nalaza fahiny tao amin'i Saint Michel. Nareo mpanao vaovao arapanatanjahatena sy ny mpankafy izy ty ve dia tsy mba nisy nahalala ?? Ankoatrizay dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany

La nouvelle vient de tomber, et l?idée provient de la FIFA, qui voudrait mettre en place une compétition un peu particuličre : le Super Mondial des Clubs.Une compétition qui se déroulerait tous les quatre ans en fin de saison au mois de juin. Avec un total de 24 participants dont 12 clubs européens, 5 sud-américains, 2 africains, 2 asiatiques, 2 nord-américains et un d?Océanie qui viendraient s?affronter selon la réforme du Mondial des Clubs pensée par la FIFA.

Pages