Vous êtes ici

Bye bye lo zan n squaddra azzura eeeee!!!!!!tn valalanina ny saina mertrertr anzn an!! diso fanatenana f ny boln boribory,,, nirodana ny rindrina italiana!!

kaiz daholovao hanomboka hiditra @ le taranja de mba saika hanontany zalah oe aiza no misy gants sy paos mba moramora, mety ohatrinona ny vidiny ?misaotra mialoha ho an'zay mamaly

Eo indray ary mba samy mitondra ny fijeriny iny lalao iny.Izaho aloha tsy dia mahay loatra itony analyse na match itony, toa ny namana eto fa fijery na profane ny ahy ity.Fijeriko azy!Tsy mbola azo itarafana ny heriny PSG sy izay mety hotanjany amin'ity LDC ity iny fandresena iny.Tsy mampiseho ny endrindalao hita teny ankianja loatra ilay score 3 no aotraEkena aloha fa plus realiste koakoa ny PSG fa mbola fragile ihany ity ekipa ity ary maro ireo dechets technique.

Misaotra anareo ry barea fa mba misy afaka mitondra avo ny fanevantsika rehefa mankaleo sy manahirana ny politika ny gasy eto.Tafakatra ny gasy rehefa nandresy ny mozambika tao amin'ny taniny 2-0 omaly.Mety hanao CHAN ihany ve isika asa? sao rehefa tafakatra vao antsoina ao AN-DAPA asa re?

LYON - BESIKTASANDERLECHT - MANCHESTER UNITEDCELTA VIGO - RACING GENKAJAX - SCHALKE 04

Tsy hisy Finale AS Roma - Liverpool izany.Pronostic : finalistes Real Madrid - Liverpool.

afak manonofy eeee!!!!!!! le CDM lo ny hoe Final mety o tody ra afak @ rainiboto e!!! hahahaha

Araka io sujet io e!Misaotra mialoha ho ani'zay mamaly

Here we come... back again !Un grand club ne meurt jamais !Come on Reds !!!

tonga dia mazava be reny fa ny Barca no mahazo Liga sy LDC @ ty faible be daholo le équipe tafiakatra LDC @ zao : Real

Pages