Vous êtes ici

VVT

Ato indray isika mpankafy VVT sy ny manodidina azy, efa nanao randonnée alavidavitra ny tanŕna izahay, somary vitsy ihany , famille cousin , sy neveux, dia mitondra tanty, sy kojakoja kely fandrahoana sakafo, tsara be, fa azo ampiana ny olona raha misy sérieux sy mazoto, ny fepetra dia izay mety @ rehetra, ohatry ny efa misy club kely ihany hitako fa tsy mbola tafaraka t@ ireny za , azo attambatra, , mbola te hiresaka ny kojakoja sy ny teknika fa aleo aloha jerena raha misy ny mpankafia ity lalao sy fanatanjahantena ity eto @ forum

rehefa raraka eo izy dia mba misy excuse hoe tsy teo neymar

Besiktas-Bayern MunichChelsea-FC Barcelone. Chaktar Donetsk-AS RomaReal Madrid-PSG !! Séville-Manchester United !FC Porto-Liverpool pour la troisičme affiche.FC Bâle-Manchester City !Juventus Turin-Tottenham pour la premičre affiche !

Au  stade municipal Saint Leu La Foręt, situé dans la périphérie Nord de ParisVaovao mahafaly : Tonga nanatevindaharana i Abel Anicet sy Bolida CAN 2019 no tanjonaAlefa MADAGASCAR

Taiza letsy ny mbola nisy Argentine tsy tafiakatra coupe du monde zany harary fo eo fotsiny lisany Za aza mahita hoe ho betsaka Any russie zany ny fotoana

Ny juves akory tsy PSG , ny juves éfa manana traikefa fa tsy tahaka ny PSG

raha oharina @ joueur légendaire tahakan'i el pibo de oro (Maradona )minoa ahy lisany fa @ heritaona iny dia hilalao an'i Chine Hatreto klo dia tsy mbola misy ŕ la hauteur raha oharina ny zava bitany Ra Maradona

Miarahaba ee!!!sambany vao hitondra ireto boay kely hijery baolina @ alahady ka saika hanontany hoe ôtrinona kay ny mijery baolina ho an olon dehibe sy zaza latsakin 10 taona azafady indrindra?misaotra @ valin teny

Nomontsanin'ny Malagasy teo anjaridainany ny Soudanais omaly zoma alina.Doublé de Faneva Ima, penalty natsiro be (contre pied) Carolus.Coup franc ilay baolina matin'ny Soudanais.Expatrié ny 95% ny mpilalao Malagasy Mbola tsy nisy teo amin'ny tantaran'ny Baolina kitra MalagasyFandresena tamin'ny Match 5 iraisampirenena misesy , 3 fandresena tany antanin'olona, 2 teto antoeranaNy vokatra tsara kosa dia mendrika ho deraina hatrany.Hanao ahoana ny tohiny ???

K'aiza k'aiza daholo e ?Mangingina ny tanana an, alefaso indray klou ny prono

Pages