Vous êtes ici

...ny tenanay no tara?Fiara 5 no teo anoloan'ny tena, hiodina eo @ rond-point, tsy nisy nandefa clignotant na iray aza.Izay izany ilay fandrosoana ve?...ny tenanay no soara?Pazzapa, tsy misy ngadon-kira tsara henoina intsony ireo hira ataon'ny ankizy @ fifantenana. Tsisy "mélodie" tsara henoin'ny sofina intsony fa karazan-kira tsy hay tsy hay izany no atao.

Na iza na iza , te hitondra an i Madagasikara, ao anatin ny folo taona ho avy, tsy hisy tafavoaka raha tsy mahay miaina @ ravalo, izay no izy, na iza faly, na iza tsy faly, avo lenta be ny lobbing an ilay mpanao yaourt ka atao akory, teo aloha lavanify, tsy nahovoka, dia izao hiverina eo, fa tsy ahovoka koa raha mitagataga, dia ity comptable mahay be ity koa, io latsaka ankaterena io,

Andriamanitra ô! jereo 'ty FisondrotanaAmin'ny 2030 anefa vao hisy FisandratanaTsy misy intsony 'ty izay mba ho atokonaEfa lasa tsy an'asa koa hatramin'ny fatanaAndriamanitra ô! tahio fa dia mijalyireto vahoakanao mba manao ny marinaindray andro any mba ho falifalyhitrŕka sy hijoro sy mba ho tafarina....mba tohizo les zalah ty vavaka keliko ty a!

Hiakatra ho 700 ariary ny frais bus, 400 Ariary ary efa maro ny mandeha tongotra.Rariny ve izany nefa ny 50 000 000 Ariary zaraina fotsiny.

- Mitaraina ny Mponin'Atsimondrano, vao omaly. (Resaka tany)- Ny fifamonoan'ny Malagasy. (Ny vahoaka rehetra efa mitaraina).- Ny kolikoly. (Efa nanaporofo izany ny vahoaka teny amin'ny HCC ny ampitson'ny fifidianana ilay lalam-pifidianana).

Slm,Izaho ndray rehefa tezitra de mila mitabataba be, de avy eo zah calme oatra tsy naninona fa ireo olona notezerako no tezitra amiko ndray.

Mazava ny lalan'i Ra8.Soraty hoe: "Mirary soa " izay maka azy.

Manao BEPC ao @ lycée Nanisana ny zanako. Kivy be aho fa 3/table le mpiadina . Tena tsy firaharahina ny kalitao ny fianarana izao amiko

Manao BEPC ao @ lycée Nanisana ny zanako. Gaga aho fa 3 par table ny mpiadina ao. Tena mahakivy tanteraka le tsy firaharahans ny kalitao ny fampianarana eto

ENY wa mifalia ry zatovo dieny mbola tanora!!!

Pages