Vous êtes ici

hono woa, tsy otrany tokony averina tokoa ve io service national io e!tena lasa tsy tia tanindrazana no kely aina, tsy mahalala fomba, tsy mahalala ny tokony ataony tsony ny tanora gasy aminizao an!ilay senateur otrany karana iny zao mba nanolotra io hevitra io!!za loa d'accord mitsy e, na dia hapihenana ny chomeur sy hanampy ny securité fotsiny aza!

Tena mampalahelo tokoa ny tsy fandraisana andraikitra ataon'ny mpitondra amin'zao fotoana e, dia io efa voalazanao io no mahatonga ny vahoaka miravi2 tanana e:efa difitry ny fasahiranana angamba dia tsy mahatsiaro tompon'andrikitra tsony. Ary io de natao fanahinina miitsy mba ho sahirana sy mahantra ilay vahoaka @ zay tsy hanampotoana sy heritreritra ny hijery ny tsy fandraisana andraikitra ataon'ny mpitondra amzao a.

Mba tena tsy rariny sy nanome fo ana miitsy izay nataon'ilay bus 163 androany izay a!.Izao ny fandehan'ny tantara: Vao hiditra ny bus enao de tonga de bahanany sady anontaniany raha madinika ny vola, ny taty amiko anefa dia 1000 ariary (5000fmg)dia niteny za oe 5000Fmg oa ny aty fa tonga de oe tsy mety zany fa tsy manana amerenana za fa tsy afaka mitondra zareo.Mba ahoana ny fijerinareo an'zany e? sady tsy fanajana no tsy te ho sahirana, ra mba ohatra oe 25mil na 50mil no vola dia mba mety ho azo ekena fa dia 5MFG.

Tratra zany ny pibizina faux papiersGazety midi anio Tena fanetrybeNy tanindrazana Ka tokony Terivozona. Ny sazy saingy izy Manambola ve de ho afa maina Efa 10 taona mahery ve de zao vao tratraDe samy manaraka ny tohiny e Ho hita eo .....sa Awn hoy nareo

Bjr daol! betsaka ny olona ts tia an Donald Trump! fa ra izaho manokana, olona manana toe-tsaina otran ireny mits no ilainy ny malagasy fa baranahany b loatr le fitondrana eto!!! aon ny hvtrareo??

Miarahaba, efa tsy hita afenina intsony ity voina mahazo atsika malagasy!!! ataoko mits oe voina satria efa ny aina mits no voakitika! ovina no nisy toy izao teto @firenena? ny lasantsy impiry miakatr ao anaty ny taona iray? ny delestage mo efa ts tenenina intsony! firifiry ny fampanantenana efa nomena nefa hatr@zao inona no niova? nia-ratsy aza!!! ny vary indray ity no miakatra!! ts hita intsony fa d mijaly ny malagasy! Le fitondrana @zao mits v no efa fako sa ny malagasy no efa ratsy vintana?

Miarahaba! Niakatra ve ny frais tany aminareo? Misy tapa-dalana? sa hoe ahoana ny fisehoany?

O ry fanjakana o efa tsy rariny tsony kosa ity solika niakatra ity de aona ny vahoak majinika

Pages