Vous êtes ici

Arak'io sujet io, tsy ho tafavoaka mihintsy ny maragasy satria na andrenivohitra na tambanivohitra dia efa za draharaha amin'ny fanorana ra rackettage avokoa, Nisy fandevenana natao izay tamina faritra iray teto amin'ny nosy,ilay mpandevina efa sahirana, tsy nanaiky ny fokonolona raha tsy namonomina omby,ary tsy maintsy namahana fokonolona, fomba izay tsy objective mihintsy, fa dia na eo aza ilay antsoina hoe fomba sy ala fady, amiko tena mibaribary be ilay izy hoe fanorana toy ilay any amin ny biraom panjakana ireny, singy ity omby, olona fahananana, sns......

Misy olona ato tsy mahay hafa tsy ny mihomehy ny fahavoazan'ny sasany fotsiny! Misy olona mba mangataka fanampiana dia ny sasany mihomehy ary manome hevitra mampihomehy fotsiny!

Fanamby nampetrakin'i Filoha Rajaonarimampianina zany ny @ hoe raha eo zava bita sy ireo foto drafitr'asa vita hatrizay dia sahanay ny mifampitaha @ reo mpitondra teo aloha .

Ito hira ito zany tena mahafehy ny fiarahamonina malagasy @ zao fotona izao, dia gaga aho naheno anle hira t@ maraina dia alefako eto sao dia mbola mba misy azo antenaina ihany fa io na ao an-tokatrano, na eo @ asa, na eo @ firenenana asa koa na any ampiangonana ve dia hita taratra : Toa miha_vato fony olona etyTsy mendrim_pamelanaizay naniafa efa ny valifaty no inoana,tsy te ahalala intsonyManampin_tsofinaMamo ny sainaf'izay miova bef'ho tapitr'ainafeno fankahalana, herisetraizay jerena rehetra

Efa quelques mois anie sisa ry zareo ę , sa dia hirinareo ny hisain'ny Transition bis pour 5 ans dray ???eo @ io fifidianana io koa mantsy no hitsapanay ny herinareo mpanongam-panjakana reo (Tim & Mapar) Mino zahay vahoaka handray fepetra nareo ao Tafika sy ny kung-fu Maître avoko , mba hitifitra avy hatrany an'reo mpanongam-panjakana reo @ sabotsy ho avy zao .Zay no fanirianay vahoaka maniry filaminana eto Madagasikara

sa dia hoe " Fidio Dada Ny propagande anie efa manomboka fa endrika déguisé sao tara nareo ę ny hany tokana hitiavako an'i Dada

O reto an,aiza ianareo mponina Ampefiloha?Toa bahanan'ireo fira A VENDRE ny trottoir nareo?Mie mitombo isan'andro an!Esory teo reo fa hidongy tsy hiala eo intsony reo ary hibahana raha tsy mitandrina an!Aleo indray aza mieritreritra hoe tracen'i Easy park ny parking.

tsy misy resaka clan Ra8 sa Andry no resaka eto fa , ny Bianco satria dia tena gaga fa tsy misy réaction mitsy ny avy any @ biancoIndice de perception de la corruption ? Madagascar perd dix placesraha tany firenena asiatique no mahazo note tahak'ireny dia tsy niandry hadiva maraina ny tompon'andraikitra dia mampiantso mpanao gazety milaza fa hametra pialana .Fa eto Madagasikara toa modina tsy heno na fanina

Misy tovovavy tsara tarehy avy any Fianarantsoa, sendra nifanena tamin'ny tenako! Tsy afeniko fa tena nikoty azy aho!! Kay izy ity mipetraka @ dadatoany eto TANA, izay manao toera-tsy zaka aminy isan'andro mba hialany tao!! Tsy omena sakafo, indraindray tsy vohaina ny trano rehefa tratra hariva avy niasa, sns!! Miasa tsy misakafo, mandeha tongotra lava rehefa miasa sns !!! Nahita ireo cas-ny ireo aho de onena azy tanteraka!! Ny nialany tany Fianarantsoa dia hitsoaka ny raikeliny zay te hanao filŕna aminy!

Pages