Vous êtes ici

Mba saika hanontany ny consommation jirama anreo avy aho (kwh + vola aloa mifanaraka amzan). Ny antony dia mapanotany tena ahy ny kwh laninay ao atrano isam-bola nefa tsy dia mampiasa fitaovana mandany herin'aratra be. Arakarak'zay avoaka'ny forum eto no hanaovako fitarainana na tsia.

Dia misaotra anreo sahady mamaly e

Par : dedany
Rehefa maharay facture Jirama
Rehefa maharay facture Jirama dia ireto teboka telo no tsara jerena voalohany indrindra : -Ny date de relevé -Ny consommation -Ny tarif ny kWh. -Hanaovako fampitahana foana ny ahy ireo isaky ny maharay facture aho. Ny anay izao eo @ manodidina 130kwh isambolana eo ny consommation. Misy fotoana le mpanao relevé tonga, misy tsy tonga. mijaly mihitsy rehefa ilay izy mitambatra iny. Fa ny tena tsara dia manatona ny agence Jirama koa mangataka fanazavana.

Ajouter un commentaire

3 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.