Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra.Sahirana tsy mety mahazo zaza aho .D @zao miovaova b ny cycle de tsy ay tsony ny hi compténa oe ovina ny période d' ovulation satria ndraindray 36èm jrs ndraindray 40ème de mba mangataka fanampiana.Misaotra tompoko

Par : Nah
Bonjour, raha ny hevitro dia
Bonjour, raha ny hevitro dia mazotoa manao RS na période d'ovulation na tsia. Misy chance kokoa amin'izay satria tsy possible hi-rate ny ovule-nao ny spermatozoides. Raha sanatria ka tena tsy mipetraka dans 12 mois au max nefa ianao tsy manao contraception dia misy olana mihitsy, mila manantona mpitsabo
Par : kalie
ka io koa misy parametres
ka io koa misy parametres bedebe jerena anie mampipetraka zaza e, tsy votery hoe cycle irrégulier no tsy mampipetraka azy , fa dr sy mpitsabo ihany mahalala momba zany , manina tsy manatona olona mahay momba zany
Par : Maman
Aza tapahina mihitsy ny RS d
Aza tapahina mihitsy ny RS d raha tsy mipetraka dans 6 mois vao manantona mpitsabo, misy olana mantsy ny dikany raha tsy mety bevohoka nefa misy sperme fona ao anaty tranonjaza
Par : Nax
Tsy tokony olana tokoa, ny
Tsy tokony olana tokoa, ny olona miéviter grossesse mantsy no tena mila manisa. Manandrama mametraka fona aloha, rehefa hitanao hoe tsy mipetraka mihitsy dia manantona dokotera. Mirary soa
Par : maman zazah
Za koa dia anisan'ny nanana
Za koa dia anisan'ny nanana io cycle irrégulier io,ndraindray aza 60 jours et plus vao miverina ny règle ako ary dia tsy haiko mihitsy hoe isaky ny firy exactement ny periode d'ovulation,ny fotoana nipetrahan'ny zanako dia tsy haiko tsara hoe oviana,fa samy teraka mois de décembre zareo,ary zao za dia bevohoka ndray @ novembre any n dpa. Ny tiako tenenina dia zao rehefa mtady zaza dia aza cal*******ena be hoe am période d'ovulation v sa tsia,fa araky ny tenin'ny namana ao ambony hoe mazotoa manao RS matetika fa tsy maintsy mipetraka foana io amin'ny andro tsy ampoizinao,dia ny sakafo ftsn asio anamalaho matetika,sakamalaho. Mandrahoa vavoninkena sy anamalaho+sakamalaho atao roni dia sotroina fa mampafana tranonjaza io. Mirary soa.

Ajouter un commentaire

4 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.