Vous êtes ici

Salama e!
Sao mba misy afaka manampy fa vao nifindra eny akaikin'ny BFV SG eo @ dalles zahay dia mitady sekoly hoan'ny ankizy. Efa hitanay ilay Parc de Prince sy le Seraphin fa asa raha mba misy ankoatra ireo isafidianana. Misaotra @ fanampiana

Par : Izaho
Ireto avy no azo
Ireto avy no azo isafidiananao : Parc des princes (izay tena conseilléko anao satria io no tena tsara) Séraphins (éfa somary niova fa tsy toy ny taloha, tsy dia tsara intsony) Nounours (any akaikin'ny Parc des princes) Gabriella (ao am tsena cité itaosy) Eo ambonin'ny pharmacie Andranonahoatra eo koa ohatrany misy expression française fa tsy tadidiko anarany (pommiers angamba izy izay)

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.