Vous êtes ici

Bonsoir,Mba saika hanontany raha mba misy mahafantatra hoe inona no mahatonga ny embrayage na rextone hi lâche rehefa mande mafy plus de 100km/h anefa refa mande mora d tsy maninona?

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Embrayage
salama razoky azavaio tsara aloa ilay mi-lache amiko ny BV no mi-lache fa ny embrayage amiko mi_broute ary mba ataovy précis kokoa ilay caractéristique ilay vam ę ny année ???
satria mantsiny raha vao nouveau modčle ny vam razoky dia fort possible montage BI-MASSE izay ilay volant moteur ka ny vidiny io no tsy laitra raha ampitahina ilay mono_masse
mankalaza ę!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Embrayage
rexton 290 >salama razoky
raha izay le cas dia ilay butée hydraulique izany no mipetaka vam-nao. jereo tsara fa eo aminy ilay cloche iny misy tube roa no mipoitra eo ny iray fanaovana purge circuit ary ny faharoa avy any aminy circuit de frein ka mahatonga azy malemy dia misyy fuite ilay systéme de butée hydraulique dia miala tsiny aho milaza aminao fa de tsy maintsy soloina io butée io razoky jereo tsara rehefa demonté ilay BV razoky ka raha mi-coule liquide de frein dia avy aminy ilay butée zay !!! ny tena loza dia mila soloina ny disque d'embrayage satria feno liquide de frein dia efa motraka azony ilay liquide ę!
mahereza ę ! ary rehefa eo ihany ianao dia verifié_o ny etat ilay volant bi_masse raha mbola tsara raha vao voilée ilay izy dia tsy milamina intsony izany fa raha vao io no soloina dia tsy zaka ny tsena ny vaovao ę!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Embrayage
rexton 290> salama razoky
anisany lafo dia lafo ny volant moteur bi-masse env 400 ŕ 600eur fa izao ę! raha hitanao fa mbola tsy mikorotana ilay systéme embrayage dia ilay butée hydraulique sy ilay disque fontsiny soloy dia aleo mandeha amin'izao aloa !
mahereza ę!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Embrayage
tonga d ento eny @ garage MEVATIA Antohomadinika hoaingana fa ao no tena spécialiste é!

Ajouter un commentaire

4 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.