Vous êtes ici

Maire au foyer ? sa Maire d'As sa Grand - Maire :-6sa Maire Théreza sa Maire abandonnée hiaro ihany aloha lisany zanak'i dadasatria hatreto klo raha ny bilan Lalao dia Zero manatody ny fako mivongovongo tompon'andraikitra voalohany @ fampotehan'Antananarivo nareo Tim sy zanak'adala satria zao no alehany ny safidy tenisany

Par : mera
Coucou ianareo,
Coucou ianareo, Mbola sahirana kely amin'ny propagandin'ny Dada. AMboaritsika ny lalana fa aza matahotra, minoa fotsiny ihany. Aiza koa izay fako e. Izahay izao miala eny Farvohitra, mandalo Ambatonakanga tsy mahita fako mihitsy. Madio be sady mahafinaritra.
Par : patate
Champ de patate Mahamasina
Champ de patate Mahamasina hoy ny Senegaley.

Ajouter un commentaire

3 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.