Vous êtes ici

Ry namana eto am forum isany, manitikitika ahy ity fanotaniana manaraka ity ka apetrako aminareo! marihina moa fa ny fahasalaman'ny vatan'ny tsirairay no tena antony, indrindra ho an'ny vehivavy! Aminareo ve azo lazaina fa tsy manimba fahasalamana ny Rs tahaka ny am oronan-tsary ireny! ? ary aminareo ve tena azo ampiarina amin'ny olo-tsotra avokoa ny technique kamasutra ireny ary izany ve ts manimba fahasalamana ara-batana sy ara-tsaina ? misaotra sahady ho an'izay mamaly

Par : Herka
Tsy ara-pahasalamana avokoa
Tsy ara-pahasalamana avokoa ny ita amin'ireny amiko! misy voka-dratsiny io na ho ela na ho aingana
Par : Johnny23
Mety maita fihany be am
Mety maita fihany be am voalohany fa aveo tsapanao fa tsy mahasoa io
fiber_manual_record Minotia
Dernière visite: Il y a 1 month 3 days
A rejoint: octobre 30, 2018
Miteraka aretina ts
Miteraka aretina ts eritreretinareo akory ny fanaovana pratique extremiste otrzany
fiber_manual_record hnah
Dernière visite: Il y a 2 months 2 weeks
A rejoint: juin 11, 2018
Arakaraky ny olona, misy
Arakaraky ny olona, misy position tsara amin'ny hafa anefa tsy azahoanao fahafinaretana mihitsy
Par : Vehivavy
Amiko aloha tena misy tsy
Amiko aloha tena misy tsy mety ireny film ireny e. Izaho efa niaraka tamin'ny camerounais faran'izay ngeza ny azy (diametre 5 cm, long 20 cm) dia ireto ny fiatraikany. 1) Rehefa manao, surtout a 4 pattes zahay dia tena manosika mafy be izy hiditra any anatiko any. Mila tena tsy ho tafatsangana vao vita ny atao. Tena marary be ny ambanin'ny kibo ary mety manimba ny col uterus mihitsy raha atao foana ka lasa nitandrina be izy rehefa miaraka zahay. 2) Nisy fotoana izahay nanandrakandrana nanao tany aorina. Natao excite tsara zah dia nasiana lubrifiant avy eo. Zahay manana sextoys somary mi-vibre izay, dia iny aloha no namipidrina tany. Rehefa ni-relaxe tsara ny muscle dia nampidirina ny azy. Tsy narary mihitsy na tena ngeza be aza. Fa taoriana an'io tsy afaka mandefa rivotra normal zah nandritra ny une semaine fa misy zavatra kely mandeha manaraka foana. Afaka herinandro vao niverina nikatona normal ny lavab***ko. 3) Rehefa minono izy dia tena tia anle mitroka somary mafimafy iny. Dia lasa nihalava ny molotry ny ahy sady tsy tiako ny paoziny. (Niverina ihany anefa rehefa tsy nanao 3 mois teo ho eo) Conclusion: Ireny vehivavy manao film rehetra ireny dia tena mijaly be daholo. Tena misy consequence be ilay izy fa saingy hoe zany tsy misy hampiseho anatin'ireny film ireny mihitsy sinon lasa tsy mandeha intsony ilay business. Anjaran'ny tsirairay no misaina ny tokony ataony na tsia. Efa nisaraka moa izahay sy io olona io ka aleoko ilay bandy normal ireny ihany ny habeany, na somary kely aza tsy maninona rehefa mahay mikitika sy mampa excitee tsara izy.

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.