Vous êtes ici

Manahoana daholoIzaoho dia vehivay 23 taona mikorontana nify. Efa ela izaho no naniry hanao appareil dentaire nefa nolazain'ny mamako fa tsy nécessaire izany. Amin'izao anefa izaho manana moyen hiantoako ny tenako ka mba te-hanontany information momba an'izy io.Voalohany, hafahafa ve raha olona 23 taona no mbola manao appareil dentaire? matetika mantsy ankizy sy adolescents no manao azy io.farahoa, ohatrinona eo en moyenne ny prix amin'ny fametahana appareil? Tiako ho fantarina izy io mba hanomanana ny budget. Mety ho samihafa ny prix ho an'ny ankizy sy pour adulte nefa lazao iany.farany, aiza no mba misy cabinet orthodontiste mahafa-po? Izaho matsy tsy dia matoky loatra raha tsy mahafantatra avis an'ny olona efa nanandrana. Misaotra mialoha.

fiber_manual_record Abi harper
Dernière visite: Il y a 11 months 1 week
A rejoint: août 13, 2018
Za ko mba mitady oh
Za ko mba mitady oh
Par : Lounah
Salama daholo ee!izaho dia
Salama daholo ee!izaho dia vehivavy 16taona mba saika anontany hoe iza no orthodontie mampanao appareil dentaire(bagues) eto amintsika izay mahay nefa tsy lafo be.ny nifiko ambony mantsy mikorontana sady misy écart be ny incisives 2 ko de mihamifanalavitra ilay izy.de mety ho eo @ohatrinona ny prixn'ilay izy. Misaotra betsaka tompoko!

Ajouter un commentaire

4 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.