Vous êtes ici

hitako tsy rariny kosa refa hoe sarety na posy no mandona fiara de ny excuseny de hoe "majinika " izy ; fa ny hafa ve zany vaventy , de ina hadisoany amizany , moa raha sendra zareo no voadona na vokasika , ina no avalindry zareo . tsy hitako nefa ina vahaolana fa misy tsy rariny ihany ao .

Par : Anonyme
Ny fitantanana tsy mahomby no
Ny fitantanana tsy mahomby no nampisy elanelany be teo @ fari-piainan'ny malagasy. Manjary misy mahatsapa tena ho mahantra be, "madinika" hono. Sady novoizin'ny mpanao politika koa io resaka madinika io hakàna ny fon'ny maro an'isa mahantra. Dia misetrasetra sy mafy loha ireto hoe" madinika" ireto. Ny azo hatao ary tokony hatao dia ny manisy lalàn'ny fifamoivoizana mifehy ireo sarety sy posy ireo. Dia saziana araka izay izay mandika lalàna. Raha misy fifandonana eo @ fiara tsotra sy ny sarety, ohatra, dia afaka hiantsoana pôlisy izany manao constat. Raha mba nanmpandroso tsara an'i Gasikara mantsy ny mpitondra dia tsy ho nisy intsony ireny sarety ireny fa mba 3chevaux na camionnette no nampiasain'ny gasy niasàna nitaomana entana. Eeehhh indrisy!!!
Par : Anonyme (non vérifié)
Tsy hita izay hamaizana an
Tsy hita izay hamaizana an'zareo e, marina fa zara raha mahita ohanina izy, fa ny tena mety mitandrina, dia raha azo atao tsy mankeny anosibe miaraka am fiara raha tsy te ahita tantara

Ajouter un commentaire

9 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.