Vous êtes ici

Hita taratra ankhitriny fa tena tsy mahay mikarakara tokantrano intsony ny tovovavy vao nanambady! inona no antony! amiko manokana , ts voataizzan'ny reniny araka ny tokony ho izy ilay vhv ary hita taratra any an-tokantranony izany aveo! eo iany koa ny ts fanarahana tenin-dray amandreny !

Par : kalie
mba omeo ohatra hoe hijerena
mba omeo ohatra hoe hijerena zany ...
Par : oudrykoae
koa inona moa ny olana?
koa inona moa ny olana? angaha migadra izy raha tsy mahay? nga natokana ho azy izany? nga koa ho vadianao daholo ny vehivavy tsy mahay mikarakara tokantrano rehetra no généraliser nao tokoa ilay izy? mamanareo angaha solafa? raha zay mantsy ny point de vue anao dia normal be satria mamanareo aza zany kay solafan dadanareo ko
Par : Anonyme
@oudrykoae: ilaina foana ny
@oudrykoae: ilaina foana ny fahaizana mikarakara tokantrano. Tsy midika ho solafa izany sanatria.
Par : pakapaka
Tadidiko tamin'izahay mbola
Tadidiko tamin'izahay mbola kely. Tsy teo ny RAD fa nisy mission nalehany. Izahay mianadahy no nijanoan tao an-trano. Paques ny andro tamin'izay dia namelany akoho izahay atao laoka fa izay no nisy tao an-trano. Fa tena sahirana izahay namono sy nahandro an'ilay akoho. Voadidiidy daholo ny vatan'ilay akoho fa tsy tafavoaka mihitsy le tsinainy sy taovany tao anatiny tao. Hany hery dia niantso mpahandro sakafon'ilau olona teo akaiky hoe atao ahoana ity. Raikitra indray ny fandrahoana vary fa dia tena tantara sy jeografia be ny fivoakany tao. Loooooooza.

Ajouter un commentaire

2 + 11 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.