Vous êtes ici

Ity misy tantara iray ho tantaraiko anareo! Misy olona iray izay fantatro tena tia mpivaro-tena, tena mahagaga ahy mihitsy ilay izy satria izy efa manambady ary efa manan-janaka vavy eo am 16 taona eo. ity rangahy ity moa izany tsy menatra mihitsy ny miresaka momba ny filany aminay izay mahafantatra azy! Rehefa mirava avy miasa hono izy ny hariva dia ts maintsy maka sipakely eny am ville petahana alou vo mody fa raha tsy izany ts mahazo aina! tsy mba mieritreritra akory ity rangahy fa raha mb ny zanany vavy no misy manao izany dia ahoana! Ny vadiny aminio ts maharaka inin mihitsy fa faly itondrana cadeau sy omena vola matetika! Ny fanotaniana ho anareo dia ny hoe : inona no mahatonga azy ho tia mpivarotena ary ts mitsahatra mihitsy iaraka amin'ireny ?

Par : Anonyme
tsotra e! satria azony atao
tsotra e! satria azony atao izay tsy azony atao am vadiny
Par : Poufff
Mahafinaritra azy le tsy misy
Mahafinaritra azy le tsy misy lalana mifehy
Par : Katy
hafa iany ny maita hena mbola
hafa iany ny maita hena mbola ts mivadika

Ajouter un commentaire

1 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.