Vous êtes ici

Lhl aho. Niaraka t@ sipa iray za ka tena tafalatsaka t@ny ny fitiavako. Rehefa niaraka elaela dia teo vao fantatro fa kay izy le vhv mpivarotra ... ireny. Kepoka tanteraka aho. Inona no tokony ho ataoko?

Par : aingana
Tong de misarah ko.rah
Tong de misarah ko.rah mpivarotr eny analakel na tsaralal sy 67 ha iz.sa mivarotr enta-mandinik e,sa mivaro-body le teneninik a
Par : Tena fitiavana
Bandy aho no miresaka. Raha
Bandy aho no miresaka. Raha tena latsapaka ny fitiavanareo ka tsy mivarotra intsony izy, ny sainao sisa no mandanjalanja hoe hanohy sa tsia. Tsy hamporisika anao aho fa miteny fotsiny hoe tsy misy olona afaka hanova ny lasan'ny olona iray fa @ fitiavana dia ny ho avy no hiarahana mibanjina. Efa nahita namana akaiky aho, nanofa vehivavy teny Tsaralalana indray hariva. Vita iny hariva in, niverina teny izy ny herin'iny nitady ilay vehivavy. Nanombokateo nasehony anay ilay vehivavy ary lasa sipany; 6 volana taty aoriana hitanay mifampitantana be izy 2 ary ilay vehivavy efa bevohoka. teo am-panomanana ny mariaziny izy roa t@ io. Hoy aho hoe izany ka tena fitiavana, iza tokoa moa no mba hanavotra ireny olona resin'ny fiainana ireny raha tsy ny olona nifanerasera taminy ihany ? Anjaranao ny mandinika fa raha tsy ho tianao intsony izy aleo miala dieny izao mba hahafahany miatrika fiainana hafa tsy misy anao
Par : kalie
ka tsy tena tianao izy zany ,
ka tsy tena tianao izy zany , de avelao fotsiny , fa raha tena tianao izy de hiaraho fa refa mifanaraka nareo ina moa ny olana
Par : DJ
ra tena tianlah izy ka tsy
ra tena tianlah izy ka tsy manao ilay fivarotatena tsony d tiavo izy ra zakan saina lah fa rah mbola manao ny fiainany taloh izy dia ataovy otran'ny fanaovan'ny sasany azy fotsiny, à consommer avec modération :)

Ajouter un commentaire

19 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.