Vous êtes ici

Bonjour daholo,

Izahay efa 5 taona nivadiana, tsy mbola niteraka foana hatr@ zao.
Tsy mbola nanao na inona na inona aloha fa dia variana niasa sy nianatra dia nande teny ny fotoana, moa tsy mbola vonona tsara ihany koa ny tena na ara-po, ara-tsaina sy ara-pananana.

Nanomboka t@ taona 2018 vao nieritreritra hoe andao @zay ary hitsabo tena ka nisy nanoro anay an'i Dr RAKOTOBE @ FIV.

Sendra efa in1 no teny, dia nanome RDV ny assistant fa reporté foana, efa in2 izay. Nefa izy tsy mety manome information @ déroulement ny traitement, sns fa ny Dr ihany no mahalala izany.

Saika anontany aho izany hoe misy @reo ve efa nanao FIV teny, maharitra hafiriana ny traitement sy ny lalana nandalovana ? Mila manena tena ve ? Sa misy zavatra manokana atao ?

Misaotra an'ireo izay mba afaka mamaly dia mirary soa antsika rehetra.

Manirindrindra

fiber_manual_record FAITH
Dernière visite: Il y a 1 week 3 days
A rejoint: juin 13, 2018
Bonjour, tsy mbola nanao fiv
Bonjour, tsy mbola nanao fiv aho, fa raha hoe mbola tsy nitsabo tena ianareo, maninona aloha raha mandeha mijery gynécologue hafa. satria rdv @ pr Rakotobe tena ela² vao mahazo ? sao olana mora vahana , tsy mila fiv?
Par : rica
Bjr any am clinic nathan
Bjr any am clinic nathan ampasika mande fa mbol ts maints manao radio hsg nareo
fiber_manual_record Manirindrindra
Dernière visite: Il y a 1 month 3 weeks
A rejoint: juillet 29, 2018
Bonsoir daholo,
Bonsoir daholo, @Faith, Izany hoe tsy mbola nitsabo tena aloha fa nieritreritra izahay hoe sady ijery any no sady ijery ao @ Noa fa ao koa no nisy nanaoro hoe misy IAC. Dia ny tao aloha nilaza fa tsy maintsy mihena fara faharatsiny 20 kg aho vao mahazo manohy.
fiber_manual_record Manirindrindra
Dernière visite: Il y a 1 month 3 weeks
A rejoint: juillet 29, 2018
@rica,
@rica, Aiza ho aiza eo @ station jovenna kay ? Nisy analyse hormonal napanaovina ahy fa miandry cycle manaraka 2ème jour dia 14ème jour aloha dia miandry an'izay. I Dr Iary (sa Hary?) ao @ Noa aloha no nanome an'io. Tsy aiko hoe mety koa ve zao ataoko zao hoe sady mijery ary no mijery aro Misaotra anareo namaly dia mirary soa
fiber_manual_record In love
Dernière visite: Il y a 2 days 12 heures
A rejoint: juin 27, 2018
Izaho koa dia liana amin'ity
Izaho koa dia liana amin'ity sujet ity. Ca fait un an eo zay izao no mitady zaza. Otran'efa détaillé tsara ao amin'ny site anzareo ilay procédure fa za alo mbola tsy nanantona fa hitako hoe lafo ihany. Nisy interview tamin'ny gazety izay nilaza hoe entre 8.000.000 Ar sy 12.000.000 Ar ny FIV syny ICSI
Par : Faniriana
Salama, izaho efa nanao FIV,
Salama, izaho efa nanao FIV, ef in-2 zay tao am Dr RAKOTOBE fa négatif foana, talohan'izay ef nanao IAC tao koa in-2 ko fa tsy nety moa zany. Ny coût an Fiv : 3200 euros ny opération de eo ho eo @ 2 500 000 ar eo ny fanafody sy analyse. Raha sanatria moa négatif iny voalohany iny dia antsasak'io coût an'ny opération io ny 2è FIV (1600 euros). Misy contrat omeny mihitsy.
Par : Maeva
Faniriana, zah ki tena ho any
Faniriana, zah ki tena ho any mhnts f mbl manangom bola zao, aaka mba résumé ndry kely eto v ki ny procédure t@ fiv io? D mba azavainy v ki ny antony maha négatif azy fn? sinon mbl hanao 3 eme tentative v ndry? fa ndry v aki efa niditra @ le congélation na embryon? Merci beaucoup d courage akia
Par : Faniriana
Salama daholo,
Salama daholo, Maeva, Rehefa nanao essai nandriatra ny 4 taona izahay dia nanatona ny Clinique CEFERMAD (Dr Rakotobe) de nasainy nanao radio de trompes, de hita fa permeable tsara dia aleo hoy izy manao IAC. De natao ny IAC indroa dia négatif fona. Teo no nanao proposition izy hoe manaova FIV fa io no azo antoka kokoa sady mety ambony kokoa ny chance. Toy izao ny procédure an'ilay FIV : - Misy vague 3 isan-taona : avril - Aout ary décembre. - Raha hiditra vague décembre ohatra dia tsara mankany dieny mois d'octobre satria misy fanafody hanina aloha. - Manatona any maka rendez-vous pour contrat FIV : aleo mankany direct raha sur TANA fa ilay miantso indraindray ela vao mahazo rdv. - Mihaona mivantana am Dr Rakotobe dia misy projet de contrat omeny, misy avance atao dia aloha amin'ny daty farany araka izay lazainy ao ny ambin'ilay vola. Normalement début décembre tokony voaloha ny vola rehetra. - Misy ordonnance omeny hoan'ny fanafody ilaina mandritra ny traitement (hita eto an-toerana daholo ny fanafody) - Raha io vague décembre io zao dia misy karazana pilule hanina mety an am début novembre any. De mitsindrona décapeptil début décembre. - Manomboka le 10 déc eo, arakaraka manomboka ny stimulation, mitsinondra HUMOG, de manao suivi ry zareo ahitana hoe mety ve ilay stimulation, - Misy analyse maromaro atao -Rehefa tonga ny fotoana hoe efa mûr ny ovocytes de manao ponction, toranina mandritry ny 5 mn eo ngamba, tsy marary io. D= - Miverina 48h après manao transfert; raha betsaka ny embryons de bonne qualité de misy congeléna sinon apetrany avokoa, dia miandry 16 jours eo de manao prise de sang any am IPM. Momba an'ny antony maha négatif : tamin'ny 1ère tentative dia hoe noho ilay qualité n'ny embryon sady vitsy no tsara. Fa tamn'ny 2ème tsy nazava na taminy aza satria tsara ny embryons sady betsaka no napetraka, de tsy hay azavaina ilay izy. Mikasa ny hanao 3è tentative satria manana embryons congélés zahay, fa mbola apetraka @ Tompo ny ho enti-manana satria tsy mifanalavitra mihitsy ny coût anlay transfert na manaraka protocole en entier. Mirary soa ho antsika rehetra reto an
Par : Anonyme
Faniriana- zah ki mba te
Faniriana- zah ki mba te hihaona amindry, afk mba manome adresse mail v ndry, fa te hiresaka misimisy aminao zah rh mba sitrakao. Merci d'avance kia
Par : Faniriana
Salama daholo,
Salama daholo, >> Anonyme Izaho tsy mipetraka Tanà fa en province fa afaka mifampiresaka, tsy misy olana. omeo ahy ny adresse e-mail -nao na koa numéro téléphone tsy maninona. Mirary soa indrindra

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.