Vous êtes ici

Miarahaba o, araka ny sujet dia mikasa haka mpanakanto hihira ouverture fotsiny, hira 2 tout au plus, Ambondrona leizy no tena marina, sao d mba nisy efa naka azy? misy contact ve sa ahoana no tokony hatao? misaotra

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
ambondrona tsy mi-deplacé raha tsy 2m ariary minimum (hira iray), raha liana dia anontanio ao @ supermusic ao ny concact manager
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
ny iray am zareo contacténa sur fb dia any miresaka aloha dia hitanao eo.
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
CD piraty ve nama bobaka be de hira 2 no andoavana 2M ariary. Tena betsaka ihany ny sanŕna kay le. Sa vola azo t@ makarakara dia tsy maintsy mivoaka @ kilôdôka. Tsy aleo ny sakafo no atao tsara sy be dia be?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
$ongomby>>>>>
Otran misy marina ny voalazanao an, sady @ izay scorpion fosika ihany no alaina
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
Marihiko fa za sady olona miasa aho no mianatra dia efa samy anaovako enquęte daholo na ny toeram-piasana na ny fianarana. Fa mba te ahazo donnée betsaka kokoa aho ahafahako mamoaka stat.

Merci d'avance
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
-tranche d'âge: 25-35 ans
-domaine tiana hidirana: coaching, formation
-sakana: fotoana satria mbola sous contrat anaty orinasa. fa vao tapitra ny contrat dia lasa zaooooo
-diplôma ambony indrindra: Master 1

Mahavitŕ soa ô :-)
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
Bonjour,

Merci beaucoup @caprice a
Ho tonga @ tanjona tianao ahatongavana anie ianao :)
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
Salama,

mety misy statistique an'io angamba ao @CCI Antananarivo na JCI (jeune chambre) satria ny ao vo hanangana na en cours fananganana
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
tranche d'âge: 35 - 40ans
-domaine tiana hidirana: hanokatra salle de fitness
-sakana: toerana - fitaovana - olona afaka hanao coach - mbola raikitra @ orin asa ka tsy ampy ftt hieritreretana le projet
-diplôma ambony indrindra: DTS
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
haka mpanakanto hanao ouverture mariage
Bonjour ô,

@nounous : merci pour le tuyau !
@zah koa : merci pour la participation. Le sakana toerana sy fitaovana ve azo lazaina fa financement ny problčme sa oů trouver le lieu et les matériels ?

Objectif : 100 femmes enquętées. Mbola vao 37 aloha izao. Saika mitovy avokoa ny sakana hatreto.

Misaotra anareo . Mbola miandry ny manaraka ô :)

Pages

Ajouter un commentaire

5 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.