Vous êtes ici

(Lehilahy)Araka io loha-hevitra io!!Ianareo ve efa nanao hala-pitia(olona samy efa manam-bady)Eny izaho efa nanao fa nahitako fiainana hafa! Tsy resaka firaisana fa tena fitiavana hafa mihintsy!!Hoanreo efa teo koa! Inona no tena tsirony aminareo?

fiber_manual_record Sakakely
Dernière visite: Il y a 3 months 5 days
A rejoint: juin 17, 2018
Vehivavy no manoratra!
Vehivavy no manoratra! Efa teo fa enjana be miala aminio,saika tsy tafiala aza Tsy te hiditra lalina intsony nade mbola mahatsiaro2 aza indray2
Par : Sonic
slt daoly an!
slt daoly an!
Par : Chouchou
Efa saika nanandrana,misy
Efa saika nanandrana,misy fotoana te anandrana fa rehefa mieritreritra lalina otrany hiteraka olana
Par : Miaryfemme
Za zao te iditra mafy mits fa
Za zao te iditra mafy mits fa le vadiko ts mety hendry d marary fo foana n sasatra. Mba te hahazo fitiavana vaovao, mba mahazo teny mamy sy ny je pense a toi, mba te hahazo olona mieritreritra sy iresahana isa minitra.
Par : hafah
Miaryfemme
Miaryfemme tena marina mintsy ny anao andao hiresaka isika omeo ny mailnao
Par : hafah
Miaryfemme
Miaryfemme Andao hiresaka isika apetrao ny mail
Par : Leobe mintsy
Za aloha zany dia mpiaraka
Za aloha zany dia mpiaraka amin'ny lhl manambady e, mandalo kely, na mba andrakandrana kely fotsiny dia vita. Fa ity farany niarahako tsy mety tafaala mintsy za, nisy fotoana izy tiko ihany, fa zao za tena te hiala fa tena miraikitra be leiry. ts'isy tsirony tsony aloha zao lay fiarahana fa za tena te hiala bemints izy anefa mifikitra be
Par : Miaryfemme
li2018forever arobaz gmail
li2018forever arobaz gmail point com n mail d tongava any ary e
Par : zakoa
Zaho koa efa tafiditra
Zaho koa efa tafiditra tanatin'io, mora ry reto ny miditra fa tena sarotra ny mivoaka. Raha misy conseils azoko omena ny olona tenté dia hoe : mandosira raha mbola tsy tafalatsaka. Vehivavy no manoratra, ny antony nahatafiditra ahy dia tena resaka hoe firaisana tsy misy attachement (manala azy, mitady fafinaretana sns satria monamonaina indraindray ilay fiarahana amin'ny olona hita isan'andro tsy misy intsony ilay jeu de séduction dia mitady ilay sensation). Ny olana nefa milalao afo tsy maintsy may, na mametra aza ianao alohan'ny hidirana hoe izaho tsy hi-s'attacher amin'io olona io rehefa lasa ny fotoana, ny ela maharay ny roa hoy ny fitenenana, tsy hitahitanao akory tafalatsaka tanteraka ianao. Fehiny : na resaka firaisana fotsiny aza aleo ihany entre samy olona tsy misy fatotra, tsy misy afaka mitoky amin'ny ampitso. Raha efa olona mifatotra dia aleo mandany ny énergie lanianao amin'ny séduction-n'olona tsy vadinao ary aleo ny vady no handiana ny hery. Rehefa tsy hendry izy dia miala.
Par : Azavoany
Tena olako ankehitriny io.
Tena olako ankehitriny io. Vevavy le manoratra. Nikoty ahy ilay olona efa amam-bolana maro fa tsy nety nanaiky aho. Fa a force nifanerasera teny dia lasa tiako izy, izy rahateo tsy rats. Dia niarak izahay; hatram nanambadiako ts mbola nampirafy ny vadiko aho rah ts zao; fa tafalatsaka e. 2 volana niarahana teo zaay ts nisy resaka sex. Fa nony niditra tam zany vao maika nampitombo ny fitiavako azy.... mitamberina amiko le jeux de séduction taloha izay ts nisy tsony taminay mivady. Izy rahateo mampirevy b. Fa izao aho te hihemotra fa tsy mety e. Lasa tiko b le bandy. Za koa mananatra an zay mbola ts tafiditra @ zany, aza manandrana. Ijoroy hatram farany ny eritreritrao ilay hanohitra fakampanahy fa s arotra tena s arotra n'y miala.

Pages

Ajouter un commentaire

6 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.