Vous êtes ici

Patrick > misaotra be dia be t@ fampijaliana sy ny tsy firarahiana nataonao ahy fa izaho aho nahita olona tiako sady tia ahy sady tafita ny fiainako asa ianao zao any ho any manao ahoana: Indro ampatsiahiviko anao 13 taona lasa izay: - message sy appel tsy valianao, nefa izaho tsy nahafohy nividy gouter fa nividy crédit iantsoana anao izay lany fotsiny,- ilay fotoana kely dia kely mba niarahantsika satria nampifilainao be za vao mahazo rendez-vous aminao, ka rehefa mahita sipa eny andalana ianao ka hoy ianao hoe manja kosa ilay sipa, milay kosa ny katany- ilay fampifilafilainao ahy isaky ny alakamisy hariva mba te hahitako anao anefa efa handany 25 mil fmg manenjika anao eny Mahitsy - Ilay hoy ianao hoe "leo be anao za fa aleo isika misaraka" nefa tsy rony tsy ventiny eo - Ilay izaho, na tsy mba narovanao raha nilan'ny ex-anao vaniny,sy no harceler-ny t@ téléphone. - Sy maro izay mety mbola tsy voatanisako. Betsaka ny bandy nampirafy ahy fa ianao no voalohany 13 taona lasa izay. Asa ianao any izany manao ahoana, ilay ianao "matérialiste" be, firy izay ny "villa" voavidinao, nahazo "Mercedes" ihany ve ianao zay solon'ilay golf anao iny! Vaovao henoko farany hoe lasa directeur-na banque ianao any lavitra any, nanambady ary niteraka 2. Tsarovy anefa fa nisy fo naratra nijoroan'io tokantranonareo io! Kanefa misaotra anao aho, nanampy ahy mba hivotra @ fiainana ny tantarantsika. Vita ihany ny fianarako izay lava dia lava, manambady aho izaho, mipetraka aty ivelany, manana asa tsara izahay 2, manam-pikasana hiteraka atsy ho atsy. Eisy e eee

Par : Hard Jess
Ninah, any zay ianao,
Ninah, any zay ianao, tsaroako fona ny lasantsika na de fitia halatra iany aza, nafinaritra be ny fiarahatsika na dia kely aza ny fotona, nahafoy betsaka tamiko ianao, merci bkp. nisy olana anefa ny tokantranonao ka voatery nisaraka isika na dia mafy aza izany! betsaka ny zavatra vita ary betsaka ny niainana, nadandritra ireny, heure de pause atoandro isika no niaraka ary mahavita mudy aluha fa mbola manao fotona, mbla tia anao za...na de efa manambady koa aza..bye
Par : Setrasetra
Any nw zao zay ry Sanny.
Any nw zao zay ry Sanny..naavita zavatra betsaka isika, ts afk nanambady anao za fa désolé, na de tafiditar lalina aza isika, mbola tiako fona nw...tsy adinoko ny fotona mamy sy ny zva bita, satriko mba iaak atury amnao indray...
Par : marie ange
Merci am le sujet fa milay e.
Merci am le sujet fa milay e..mbola tiko fona aky ndri Ni.. a, ndri ts afak ni hisara bady satria manatokantrano, izaho koa, ts nety ny fiarahan de uzi ndri oe aleo mijanona,..nionona za fa niezaka satria mbol nankafy...tsara be le fotonatsik farany iny ar mbola tiko averina ndrai, atsoi za ra sitrakao stp..bye, mbola tsy niova ny toeram piasako..afak mandray anao fona..
fiber_manual_record SITRAKA
Dernière visite: Il y a 2 weeks 4 days
A rejoint: août 28, 2018
Any ianao zay SILY,14 ans
Any ianao zay SILY,14 ans lasa zay,bandy zaho manoratra izao tena naratra am-po t@ fiarahana taminao fa tsy akory hatao.Tsy tahotra tsy henatra akory ianao mitelephone ny sipanao nefa za eo akaikinao,raha mba manana télécarte 50 Unité aho tamin'izay de nidonginao halaina fa hoe hiantsoanao ny fianakavianao nefa niantsoanao ny rafilahiko le izy,tena namoaka teny mangina tao ampoko aho t@ zay hoe:"Any aorina any raha hany ho anina sy lamba hitafiana mety ho hitanao ihany ,fa ny vady hiadanana sy ho tokan-trano sambatra de ho sasatra aminao izany.Ny vao2 farany henoko dia efa 2 hono ny zanakao saingy tsy misy Ray avy,miady irery ianao na dia efa miasa @ ireny microfinance ireny aza.Zao za nahita vady sady tsara mihotra anao no maotina no hendry,3 ny zanakay,milamina ny tokan-tranonay.Tsy nanenenako ny nisaraka taminao.Veloma ianao
fiber_manual_record naly
Dernière visite: Il y a 1 week 2 days
A rejoint: septembre 12, 2018
Ho azy ireo dia namela ny
Ho azy ireo dia namela ny helony aho ka efa voavela heloka any an-danitra. Rehefa mangataka zavatra @A/tra aho zao d mahazo foana :) Dia tsy nanozona azy ireo koa aho ka lasa feno fahasoavana izao ny fiainako (ny an'ilay iray izay toa otran'ny mbola tsy misy zaza foana hatram zao, any France any izy ary rehefa sendra mifankahita eto Mada ka mifanojo ny masonay dia miondrika, hita eny @ endriny miitsy ny fadisoany). Ary mbola mitohy tsy manozona ihany ah ohatr@ zao (omeo sakafo ny fahavalonao dia hanangona vainafo eo ambony lohany ianao, anaty baiboly zany). Tsy mafatiantoka ny mamela heloka.
fiber_manual_record Artiste
Dernière visite: Il y a 2 days 9 heures
A rejoint: septembre 12, 2018
Amin'ny maha artiste ahy dia
Amin'ny maha artiste ahy dia hanaovako hira izy. ALefako Youtube. Ataoko affiche @le panneau be eny à arabe ireny

Ajouter un commentaire

7 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.