Vous êtes ici

Ho hampiharina @ coupe du monde sy any @ fifanintsanana ao @ ligue 1 manaraka ny arbitrage video. Izany dia mety ampiasana ao aorianan?ny baolina maty, @ fotoana hitsofan?ny mpitsara penalty, rehefa manome avy hatrany karatra mena ny mpitsara, ary hanitsiana raha tena nanao fahadisoana marina ny mpilalao voasazy iray.Raha raisintsika fotsiny ny lalao omaly sy afak?omaly dia lasa resa-be ny fanapahan-kevitra noraisin?ny arbitre raha tsy hilaza ny baolina hors jeu izay matin?i city sy ilay penalty tokony nomena azy ireo t@ fahadisoana t@ Aguero ary ilay penalty omaly hariva izay mampiady hevitra.Arak?ireo dia toa ilaina ny arbitrage video, kanefa ao ireo milaza fa hamono ny kitra ity fomba vaovao ity. Satria dia ho tapatapaka matetika ny lalao, fa manin?inona hoy ny sasany raha manofana mpitsara tena mahay ? Anisan?ny efa nankafizana ny kitra h@ izay ny fahadisoana isan-karazany, ary ny kitra dia fanantanjahan-tena misy kisendrasendra foana ary tsy azo ivalozana ny fanapahan-kevitrin?ny mpitsara izay tsy mahita sary famerenana koa man?inona no halaina aminy izany maha-izy azy ny kitra izany.Ahoana ny hevintsika ?

fiber_manual_record Doda,
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 18, 2017
Ilaina marina ve sa tsia ny Ť Arbitrage video ť
Tradira,

Raha ilay peno azon?ny real omaly aloha dia tena niankina amin?ny fironan?ny arbitre fotsiny.

Azo hamarinina daholo na nitsoka ( oui, somary nanosika kely Benatia ), na tsy nitsoka ( tsy fanahy iniana ?)

Fa ilay izy tsy nanome vintana ny juve hanarina instony satria segondra farany no olana ( hevitro izay )
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ilaina marina ve sa tsia ny Ť Arbitrage video ť
Doda,

Raha ho raisintsika izao iny tranga iny satria dia tafiditra ao amin'ilay tokony hojerena ao @ video ny fitsofana penalty.

Raha ohatra ka averina jerena ilay tranga, ny arbitre central ihany ve no manamafy na

miverina @ fanpaha-keviny sa misy arbitre hafa ohatran'ny @ rugby no manapa-kevitra

farany?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ilaina marina ve sa tsia ny Ť Arbitrage video ť
Erreur arbitrage goavana be ini omaly ini,,, ts nertreretn l arbitre ny enjeu an ini f bon zay mo n natony!!!!

ra ny arbitrage video njai de ts de mety loatra amiko!! ny antony ny olona tsy parfait mandrakizay izany,,, aleo ny olona ihany no hitsara de ze atony eo, nomena azy ny fahefana!!!! sad rn erreur kl rn n mapatsiro azy!!!!!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ilaina marina ve sa tsia ny Ť Arbitrage video ť
I Platini dia miteny fa tsy ilaia ny vidéo satria mamono ny maha baolina ny baolina kitra ny

Fampiasŕna azy.Very ilay sensation spontanée, fa lasa mivadika drame na suspens ilay fiandrŕsana elabe

Fa amiko dia ilaina ny vidéo

tokony hizatra an'izany ny monde du foot.

Satria dia mihena 100% ny approximation, ny vol, ny injustice.

Ampitomboy 120mn ny durée n'ny lalao dia amin'zay tsy very ny fotoana lany.

120mn chrono non arręté et perte de temps non récupérée
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ilaina marina ve sa tsia ny Ť Arbitrage video ť
Amiko indray ohatran'ny misy zavatra mampihaihay ihany ao @ UEFA ao. Indrindra tao

aorianan'ny fisandratan'ny fitenenana " REMONTADA" izay.



Fa manin'inona moa izany ny FIFA sy ny ligue 1 no efa manaiky ny hampiasana ny

arbitrage

video, fa man'inona ny UEFA no mbola tsy manaiky, nefa ao no tena mampiady hevitra

matetika ny fanapahan-kevitrin'ny mpitsara?




Ny fiantefan'ity loka isan-karazany ity koa moa @ baolina oeropeaninana dia efa tsy

hay intsony fa dia lasa novelas mihitsy ny voka-dalao
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ilaina marina ve sa tsia ny Ť Arbitrage video ť
Izaho tsy dia tia resaka manodidina ny foot.

Fa ny eo ambony kianja ihany no mba mahafinaritra ahy rehefa avo lenta ny lalao misy.

Resabe ato ampiasŕna ireny afak'omaly ireny : Dia nh faharesen'i Barcelone.

Mety possible hisy ihany tokoa ny resaka kolikoly eo anivon'ny UEFA.

Malaza io Ramontada io tato ho ato izay.

Iza no mahazo tombon-tsoa ?
Par : footix
Ary raha toa moa ka mi
Ary raha toa moa ka mi insiste lay adversaire hoe jereo ny video dia ahoana?
fiber_manual_record Lova
Dernière visite: Il y a 6 heures 36 min
A rejoint: mai 9, 2018
Io kosa ny mondial fa
Io kosa ny mondial fa mampiasa arbitrage video.
Par : mgcool
htramin'izao aloha dia tsy
htramin'izao aloha dia tsy mbola mahafa-po ny fanampiana video satria mampiadana ny lalao
fiber_manual_record Tsitialainga
Dernière visite: Il y a 1 month 2 weeks
A rejoint: juin 13, 2018
Tena manorisory ilay video
Tena manorisory ilay video amiko, aleo ihany tsy ampiasaina io VAR io.

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.