Vous êtes ici

Miarahaba anareo rehetra mpamaky ity forum ity. Izy ity moa izany dia tantara tena nisy ary tsy mahamenatra na dia kely aza ny mitantara azy ato satria tena niainan'ny maro, ahafahan'ny sasany mitandrina ihany koa! Izaho dia bandy mipetraka eto Tana , ary mandalo matetika any Tamatave, manambady aho ary tiako ny vadiko saingy tafisolafaka kely satria olombelona ny tena . Ataoko fa tsisy andatsa ny nahazo ahy sy ny fianakaviako fa haka lesona kely e!! Raha nanao mission tany Tamatave ny tenako dia nifanena tamina zazavavy iray , tsotsotra izy io ary tena mahafinaritra tokoa ny miresaka aminy, mpivavaka,  , mpikambana Gospel,mikarakara vatana aminireto fanaovana Sport ireto ny tiako hotenenina dia tsy napoiziko fa hay mpilalao fanafody mahery be, fa samy miinja ny nafafiny moa satria adalana nandalo ny ahy ny azy kosa zavatra hafa mihintsy no notadiaviny. Tsy nikoty azy akory aho dia efa otrany hafahafa ny saiko tsy ny foko fa otrany misy zavatra hafa tsapa mihintsy isaky ny mifanena aminy . Ny vadiko moa izany dia tonga dia nanonofy ratsy nanomboka ny faha 7 androny nahafantarako ilay vehivavy io , 

Tena mahay zavatra tokoa satria toy ny lasa adala aho refa mifanena aminy vadiko , tsy tiako tampoka teo, nefa efa amantaonany maro no nifanambadianay, tsy nety anefa ny foko ary za olona nianatra ataoko fa misaina na dia tsy nisaina aza nampiresaka io zazavavy io, Tsy ny faitako azy aoa natiny fotoana vitsy no hanariako ny vadiko sy ireo zanako. Nanaja io zazavavy io ihany anefa aho tsy nahasahy niteny hoe fa inona ty zavtra ahosotrao aminy lohako isaky ny mifanena isika ary ny zavatra ataony ao anaty vava mangataka ny horoako mafy izy indray andro ary norohako taminy molotra maina nefa tonga dia natsofony tany ambavako ilay zavatra toy ny tantely mifangaro manitra hafahafa.

Bonbon au miel hoy izy fa marary ny tendako. Nolazaiko izy fa tsy afaka ny hanoy ny fahitako azy aho satria manambady ary mananjanaka . Fantako hoy izy fa tsy mampaninona ahy anao ny safidy , tsy nakasarotra izy anefa dia nody aho. nony tonga tany antranoko aho dia faly nahita ny adiko sy ireo ankizy , kanefa kosa ny saiko dia tsy nandry na dia kely aza , mandeha ny volana sy ny andro tsy niantso io zaza io aho , manomboka isaky ny maizina ny volana dia miseho amiko amiy alalany nofy izy ary toy ny eo anilako foana, fantatry ny vadiko ny fiovako ary namboraka taminy ny marina aho. Ampiako ianao hoy izy fa tsy misy olona parfaite eto amboniny tany fa iarahantsika mizaka raha sitrakao. Fantatro fa tena nalahelo ny fony nefa efa rano raraka iny tsy azo averina intsony, refa tapakevitra ny tsy hiantso azy intsony aho dia tonga amizay ireo olana aminy fahasalamani vadiko sy ireo zanako ny aminy vatako moa tsy lazaina intsony, ary manonofy azy foana izahay mivady nanombokateo efa ho amantaonany izay , mivavaka izahay ary mino an'Andriamanitra fa tena misy olon kay mahay zavatra mihintsy tsy ampoizina , izy no tea nanadala ahy ra ataoko ny tena fandinihina , nanontany ny manodidina aho hay efa fataony izy io ary tena mitondra takaitra izay azony tsy mahafapo azy, tsy afaka manoratra eto aho ra tsy ny fitiavany vadiko ahy, ianao kosa ry mademoiselle  tena hanenina ny zavatra nataonao, saika lasa adala ny vadiko andefasanao ireo karazana zavatra maro tsy mampino. Raha mahita anao dia tea tsy mampino tokoa . fantatro satria ny havanao ihany no nanasitrana anay mianakavy. ary nahampahafantatra ireo lalana nandehananao. Tsy de mpanoratra eto aho mialatsiny . fa tandremo ttratrany ry zalahy.

Par : freefifa
Misaotra anao nampahalala. Fa
Misaotra anao nampahalala. Fa izao, ny vehivavy rehetra erak'i Mcar dia mahay raha avokoa, misy ny jiro mena sns. Maha-fier ny vehivavy am faritra sasany ny mahazaka lehilahy avy am faritra hafa. Maro ny lehilahy miasa mandeh mission no tsy tafaverina intsony fa voatazona e. Hafatra ny ahy, aza midi-kizo ry zalahy ah, very ny vady aman-janaka raha filàna sendra tsy tana no iarahana am vehivavy tsy fantatrao akory, ingainy amin'ny ody mandeha tongotra any fa ataovy tsara

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.