Vous êtes ici

Manana saka vavy reniny 1 sy zanany 2 aho. Hatramin'izay niompiako saka dia feno parasy ao antrano. Any ampandriana izany amin'ny alina dia mifoha 2 na 3 fois mitady azy fa tena tsy laitra.Mba madio ihany nefa ny trano, misasa sy mihosotra savoka. Ny olana dia ity : tsy sahy mampiasa NUVAN aho satria ny zanako mbola kely dia mety ho latsadatsaka eny amin'ny gorodona ny sakafony dia ohaniny, na koa mety hilelaka tanana izy ka sao ahitan-doza.Raha solution ny manala ireo saka ireo, ny zanako dia tena mifankatia amin'ny saka mafy dia mafy ary tsy azo anarina mihitsy, moa koa ny saka tena ti azy, milalao miaraka ry zareo. Efa hain'ny saka mihitsy ny misangy azy, manao fangalapiery, calin, saingisangy, milalao baolina sns...3 aza ny zanaky ny sakako taloha fa nisy nangalatra toe antokontany ny 1 efa tena saiky nandraiky narary mihitsy izy, koa maika ve fa hoeizy rehetra no hoesorina tsy tena ho olana be?Inona re ny fomba hanalana parasy tsy dia dangeureux fa tena mijaly izahay e.Isaorana mialoha izay mamaly!!!

Ajouter un commentaire

10 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.