Vous êtes ici

Bjr nareo, misy tatara kel momba ah ity mba aona hevitrareo:zaho taloa dia PD, saingy za tsy manao fitafy pelaka, atramzay, eny atramzao dia mbola taitra kel faona ref maita OL manaitra ah, saingy mahasamy haf ny taloa sy izao dia taloa za tsy manisy limit fa ref te ho any dia lasa, taty aorina za nanarin ny fiainana sns dia nandray fepetra fa ijanona ho endry? zan oe tsy iarka am band tsony, eny na eny andalana aza dia miezaka mafy tsy itodika sy itsiriritra...nis fotoana za narary tamin'ny aretina nifindra tam firaisna ( tsy HIV satria natao analyse) ary nitsabo tena, nihevitra fa sitrana, nef otran mis fiatraikany am fasalamako aty aorian lay izy satria misy signe miseo, vao manao analyse ndray @zao dia miandry résultat,za nefa naita vehivavy tiko sad tia ahy, efa niaraka volana vitsy2 zay ary mikasa iroso am dingana lalindalina, efa akaiky ny préparatif dia nefa manahy za oe sao sanatria ratsy lay résultat d'analyse, zay aloa tsy mbola nanao RS.ra ianareo eo am toerako dia inona no atao, za tia azy, zay natonga ah iroso am fanambadina satria tsapako oe tsy mahasoa ah lay miaraka am olona mtov amiko fa tsy sanatri anao couvertur, iz koa tena tia ah, nefa iz tsy mahalal, mMety anambad ah v iz ra lazaiko az zay miseo @ko, satria ra fihevitro, tsis solution akoatra zay, dia ts maintsy manao tsindrona izy ra tsy te hovoa ny nahavoa ah, tsaiko nef andraisany anio resaka ho ataoko io ary ts aiko zay hevitry ny famille satria sur aho fa tsy maintsy ho resahiny any io fa izy koa mbola eo amin'ny 20 taona eo,@zao nef,akoatra io olana io, bdb ny sakana tsy iarahanay, mis olona te iaraka amiko haf manao zay tsy iarahanay sy manao zay isarahanay, olona akaik sy namako ian ko reo ary mahalala ny passéko

Ajouter un commentaire

2 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.