Vous êtes ici

roa taona zao izahay roa no mitady zaza mafy fa tao anatin'ny enimbolana izay manomboka kivy isaky ny tonga ny rrrrrr. Manantena fona hoe bevoka isaky ny misy retard kely nefa hehehe. Misy fotoana tezitra, avy eo malahelo nefa in mo no azao atao?! comment vous faites les filles :(

fiber_manual_record FAITH
Dernière visite: Il y a 1 week 6 days
A rejoint: juin 13, 2018
courage nareo! izahay koe efa
courage nareo! izahay koe efa ho 3 taona zay no nitadiavana. mbola manantena foana. manaova pause kely indraindray fa mampi-stress be ny parcours-ntsika. mandehana manao vacances kely rehefa afaka fa tena mahazo hery vaovao mihitsy anie rehefa avy any e. ny mivavaka , aza adino <3
Par : Za koa
fa nakaiza lay forum taloha??
fa nakaiza lay forum taloha???? aza kivy ki fa zay efa 5 ans de mariage vao nahazo. ny tentatives tao alohan'zay sy ny traiteent tsy teneniko tsony fa za efa saika namono tena mitsy fa kivy sy nalahelo loatra. tonga tamin'ny fotoana tsy nampozina ny vaovao mahafaly nefa za efa nanomboka tsy niraraha an'lay izy tsony. mila manova eritreritra kia, mi-positiver isaky ny rrrrr satria cycle vaovao=nouvel espoir. courage mes soeurs.
Par : Godry
Aza manary toky e, zahay 7
Aza manary toky e, zahay 7 taona nivadiana vao nahazo. Eny e efa nisy ihany tao alohaloha tao fa tsy nety foana, vavan'ny manodidina tsy lazaina intsony . Reefa miady zaay mivady dia miafara Am fifanomezan-tsiny ny am tsy fananan-janaka. Zao 2 ny zanakay. Ankino Am Tompo mandrakariva n'y fitsaboana dia aza mora kivy, tena ento ilay anarana hoe Patiente fa tena mila faharetana. Indraindray ah tena miaiky hoe nahita koa n'y vazah nanao an zany anarana zany fa tena marina. Mahereza e
fiber_manual_record In love
Dernière visite: Il y a 5 days 9 heures
A rejoint: juin 27, 2018
Merci :) mainaritra ery ny
Merci :) mainaritra ery ny mahita hoe mbola misy fanatenana et que vous avez réussi. On croise les doigts
fiber_manual_record FAITH
Dernière visite: Il y a 1 week 6 days
A rejoint: juin 13, 2018
courage fa aza manary toky
courage fa aza manary toky kia , andalanam-pitadiavana zaza koa zahay efa 3ans teo eo zay fa tsy kivy, misy foana ny solution ary Atra tena manokatra lalana bdb fa matokia Azy. indray² tena ambany ny moral fa tsy maintsy miarina anefa fa mbola ho avy akia ny anjarantsika a!
Par : mirasoakely
courage daholo ianareo.
courage daholo ianareo. Harena ny zaza. Mirary soa e

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.