Vous êtes ici

Vevavy le manoratra. Saika hanontany anareo izaho ry Maman. Hono oa, ny anareo ve Papa mba manana toetra otran'ny ahy. tia misavasava pôketra be tsy haiko mitsy ze ao anaty lohany isakize mitondra pôketra zah de savasavainy fona,ary de tsy amelany mihitsy rah tsy itany daolo ze ao anatiny. taloh mo tamzay vo nisipa de ifapisitomana mitsy le poketra. Zao za efa zatra de tsy miteny intsony. mba tsiaritro fotsiny iny.satria efa toetrany talohan'ny nivadianay mihitsy io.
Merci namaky hatramn farany

Par : mirasoakely
Ny anay i Bae ny telephone no
Ny anay i Bae ny telephone no tena fisavany. Asiana schema sy code fa tsy amelany mihitsy. Mihevitra fa hanao découverte du siècle angamba fa nipitrapitra fotsiny. Koa raha tsy paiso ka hisy ho taraiky ao.
Par : bandy fopla
Asio serviette vao avy
Asio serviette vao avy nampiasaina maman a. Aleo hijoboka any. Fay tsara amin'izay. Ny olona miaraka izany tokony hifampatoky tsara. Fa tsy hoe savaian hatramin'ny anaty silipo isaky ny mivoaka ramatoa.
Par : RaB
Za aloha saropiaro fa tsy
Za aloha saropiaro fa tsy mbola sahy nisava poketra zany e.Tena henjana be zany.Raha za tratran'ny vadiko an'izany tonga dia fisarahana avy hatrany fa faran'izay tsy zakan'ny vehivavy mihitsy izany.Rah amisy zavatra tena saropady ho an'ny lehilahy na vady io na sipa dia izany hoe misava poketra izany.
Par : PataBe
Teneno izy hoe ts
Teneno izy hoe ts mahalalafomba enao, mety ho sosotra izy fa ts hijery tsony.
fiber_manual_record Minou
Dernière visite: Il y a 4 months 3 weeks
A rejoint: octobre 29, 2018
Refa tsy azo tenenina d savao
Refa tsy azo tenenina d savao foana ny poketrany sy ny akanjony! itanao eo fa ho leo eo iany io!
fiber_manual_record Minotia
Dernière visite: Il y a 4 months 3 weeks
A rejoint: octobre 30, 2018
Ts fahaiza miaina kosa izany
Ts fahaiza miaina kosa izany e! mila tenenina sady faizina
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 4 months 3 weeks
A rejoint: octobre 26, 2018
Zavatra tsy fanao izany
Zavatra tsy fanao izany satria tsy fanajana ny tompon'ilay poketra tsotra izao.
fiber_manual_record Minou
Dernière visite: Il y a 4 months 3 weeks
A rejoint: octobre 29, 2018
Bandy diso saropiaro loatra
Bandy diso saropiaro loatra ngamba no mahavita izany an
fiber_manual_record Anselme
Dernière visite: Il y a 4 months 3 weeks
A rejoint: octobre 26, 2018
Asio maloto ao anaty sachet
Asio maloto ao anaty sachet ao d fay izy amzay! :-D
Par : soni
Bandy tia tena n fahitako an
Bandy tia tena n fahitako an zany, raha n ahy efa ela no dégage! raha mahita vola de tsy amoka tsony sa haka, sa ilaza hoe ao @ poketranao mis vola , raha mahita silipo lena de ilaza inona,tsy mahalala fomba no sady tsy misaina !

Pages

Ajouter un commentaire

8 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.