Vous êtes ici

Sady manana andraikitra mavesatra aho eny am-mpiasana no renim-pianakaviana koa. Leo ny toetran'nympanapy anefa aho de aleoko zaho ihany no manao raharaha ao an-tokatrano. Efa manana machine lave linge aho, fa mba hividy machine lave vaisselle, satria ny sasa vilia hitako fa manadany fotoana betsaka ankoatra ny fandiovana trano. Noho izany de mba mianagavy ho an'izay efa nampiasa machine lave vaisselle eto Mcar azafady, aho mba hizara expérience alohany hividianako sao de lany vola fotsiny. Marihiko fa ny lave linge hananako dia mandeha programme froid donc tsy de tena manadany courant loatra, izay anefa mety tsy compatible @n lave vaisselle. Misaotra mialoha amin'ny partage.

Par : mariam
Tena lé mpanampy aloha
Tena lé mpanampy aloha mankaleo e, mety ny anao. Izaho indray tsy mahatakatra machine, fa ny fanaoko manasa lovia amin'ny tanana ihany

Ajouter un commentaire

11 + 9 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.