Vous êtes ici

Mba mila fanampiana kely namana a, Fiara R.Clio2 p1 le izy, rehefa mafana ndray izy vao saro belomina, mando be le bougie 4, de tena mijaly rehefa maka solika na anaty ambouteillage, misy miteny oé le bobine allumage tsy mazaka mamay, misy miteny oé le pompe no mandefa débit betsaka loatra de tsy levona le essence makany @ injecteur, de tsy haiko oé inona no hatao. Isaorana ho an'izay mamaly .

Par : Bera Pôlisy
Sao dia mba problème na pompe
Sao dia mba problème na pompe à essence izany ? Mampi-chauffe moteur mantsy io sady manome olana be dia be.

Ajouter un commentaire

6 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.