Vous êtes ici

Iza no efa tratra oe ny bandy akama ihany no nampirafesan'ily sipanao anao?

Par : Voatsoriaka
Tsy tena hoe nampirafy ilay
Tsy tena hoe nampirafy ilay sipa t@ cas-ko. Greve lava reny teny @ Université t@ izany de tsy mianatra izahay fa entre groupe d'amis (Ao anatiny ilay sipa) miaraka mandehandeha de matetika any an-tranon'ilay sipa mihitsy mijery video dia misakafo any mihitsy aza indraindray ny atoandro. Le sipa efa nanomboka nokôtiako fa tsy mety mamaly oui na non, indray hariva nandehanako tany irery @ zay fa hoy aho hoe c'est le moment ou jamais. Tsy nampidiriny tao an-tranony aho fa teo am-bavahady izahay no niresaka. Noteneniny fa tsy mety aminay ny miaraka fa aleo mpinamana ihany raha mety amiko. Saika tsy hitako ny lalana nody fa tena nidona t@ poteau ara-bakiteny, nitovy t@ Syril t@ le clip miaraka @ Melky mihitsy. Nony ampitso nifanena t@ iray @ ireo bandy akama tao anaty groupe de lery tonga de niteny hoe "Aza adalain'la tsony izy fa efa miaraka amiko" sady nampiany hoe "za tao an-tranony omaly hariva t@ la nandalo tany iny fa za tsy te-hiady fotsiny". tena nidona t@ poteau fanindroany T@ zany moa mbola le mitady sipa virijiny koa hiarahana satria mbola puceau koa de nahafantatra hoe mbola virijiny io sipa io fa tena nalahelo be satria le bandy koa tonga de nitifitra an'le sipa tao anatin'ny 1ere semaine niarahany fa tena nidona t@ poteau fanintelony t@ vo nandre hoe vitan'lery sahady le sipa. Soa fa mba nisantatra sipa virijiny ihany taona vitsy taty aoriana sady io no lasa vady. Tsy hoe ratsy ny tsy virijiny fa mba choix-ko zany le izy de mba faly eh
Par : Missi
Bdb zany an, surtout rah misy
Bdb zany an, surtout rah misy problème ny couple-nao d alain'ilay iray ny vadinao
Par : fit'van valor
betsaka n otran zany eh.,l
betsaka n otran zany eh.,l hoe amn coussin n tena loza ¤
Par : kalie
za tsy mbola tratra
za tsy mbola tratra
Par : T
za mahafantatra sipa izay ao
za mahafantatra sipa izay ao antsirabe fa iarahany daholo ny bandy hatra@ rangah deba ao ampiasana fa tsisy kopy ireo fa tena henjana le sipa zay an! miaky a!

Ajouter un commentaire

2 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.