Vous êtes ici

Salama dahololehilahy no manoratramba hanotany ny hevitrareo ato @ forum izaho, ahoana kay ny fikajiana ny pension alimentaire?toy izao ilay tantara raha hafohizina.tamin'ny 10taona lasa, Nanao sipa izaho ary niteraka vavy tamin'io sipako io, marihako fa izahay dia tsy nisoratra ara-panjakana fa fifankalalana teo @ RAD andaniny sy ankilany ihany no natao. Noho ny disadisa teo @nay anefa dia nisaraka izahay.Nihezaka nandray anjara isambolana ihany izaho (na dia mbola tsy nanana asa raikitra aza) sy ny RADko nanampina an 'ilay zaza. tao anatin'izany dia nisy ny disadisa sy tsy fifankahazoana. Nisy fotoana anefa lasa niala alavitra tany @ faritany izy mianaka izaho koa nahita asa ka tsy afaka nifanerasera izahay hany ka tsy nisy intsony koa ny fifanampiana fa samy noetin'ny hambom-pony. Ankehitriny efa manambady aman-janaka ara-dalana izaho izy tsy fantatro raha manambady na tsia . Mitaky pension alimentaire amiko izy ankehitriny ary tonga dia nampiakariny tribunal mihitsy, kanefa ilay vola takiany dia tsy zakako satria miampy kely fotsiny dia karamako iray volana, izaho aloha dia tsoriko fa tsy malaina mihitsy ny hanome fanampina . Izay no angatahako valiny @tsika hoe ahoana ny fomba fikajiana ny pension alimentaire ary izahay tsy vita mariage? Misaotra mialoha

Par : Garagamel
Homany fotsiny ny porofo fa
Homany fotsiny ny porofo fa izao ny vola miditra aminao, dia hatreo ny tribonaly fa tsy adala akory ny mpitsara ka haka mihoatra ny vola miditra aminao. Mbola manana adidy koa ianao amin'ny vady aman-janakao vaovao
Par : me
fitsarana no mikajy arakaraky
fitsarana no mikajy arakaraky katamanao sy ny depensenao amin tokatranonao, sad oanao ary noa anotanian fitsarana anze zakanao isambolana koa, tsis atahoran zan fa atreho fotsin
Par : Frejo
Miala tsiny rh mba anontany,
Miala tsiny rh mba anontany, karazana disa2 otra aona no nisy no dia tonga nanambady hfa enw (mba lasa lavitra kou le ambopo nareo) ts amelany am io zanakareo io enw ndrindra oe fntany oe nampiakatra vevavy hfa enw na d zan aza d courge e
Par : Rajo2
Maro le tsy fifakahazoana teo
Maro le tsy fifakahazoana teo @nay
fombafomba, fivavahana, elanelantaona satria dia (zokiko io vehivavy io) eny fa nadia hatramin'ny vola sy fanampina natao aza. araky ny nolazaiko teo efa folo taona lasa no niterahany io zaza io, niseho nahavita ilay zaza izy ary lasa nande faritany io.


ny hoe tsy hamelany @ io zaza io, . izaho tsy malaina mihitsy ny hanampy fa ilay vola angatahiny no tsy azoko hoe ahoana no fomba fi-cal*******ena azy.



Misaotra anao namaly e

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.