Vous êtes ici

niniako notantaraina ato ity tantara ity mba ahafahako miresaka sy maneho ny hevitra satria zao ilay tantara:9 taona nivadiana , 2 ny zaza, vehivavy ity mitantara , efa tsy zaka intsony ity teny mahery ataon vady ato antrano ity, ambaniany @ havako sns kanefa dia zara ra mifandray amin havana avy aty amiko zahay , ny havany kanefa lolohavina antampon ny loha tsy mitaraina na mimenomenona aho , na dia fantako tsara daholo aza ny fahalemin ny tsirairay .zany tokoa ve ny fanambadiana?ny tokantranop rehetra ve tsy maitsy miaina an izany daholo?ny lehilahy rehetra ve efa voasoratra fa tsy maitsy miaraka @vehivavy any , ary ny loza dia efa voan aretina tany (MST) io le raha??inona ny tokony hataoko?? misaraka ve? rehefa resahina anefa dia tsy mety ho diso mihintsy ??ankoatry ny vazavaza igagan manodidina dia mampalahelo ahy ny ankizy mahita ny hanaovany ahy isanandro . rah amba manankevitra ianareo dia mba toroy e.isaorana sahady

Par : styven
tokantrano fihafiana, mety ho
tokantrano fihafiana, mety ho fijaliana aza nefa zay no lahatra, mahereza
Par : chade
hisaraho rehefa tsy mety
hisaraho rehefa tsy mety tsony fa mijaly enao sy ny zanakao
Par : Na koa
miarahaba anareo,mialatsiny
miarahaba anareo,mialatsiny amle tompon'ny sujet, fa miatra amiko ihany koa io maazo anao io, ne nay ndry tsy aretina fa mitohy atramin'ny opa, latsa, ny fianakaviko mo etsy andaniny tsy mba voavangy tsony. eny atramin'ny cmpt FB aza jereny mody oe anadao atakalo ny phon jereny ao daolo atram ny msg reetra. so iahany lo fa na miresaka am ol aza a tsy misy resaka fitiavana f efa donto ny fandemena ataony d leo a ra resaka fitiavana. fa ny mba ampiakarako ny morale-o fotsiny de ny vavaka,Izy maita zay ataoko ka na de tsy itokisan'ny vadiko aza a fantatro fa manao ny marina. d zay ihany ko no mba tiko anananao, mivavà, d mahereza fa tokatranonao io d ataovy ze mba ahitana mangirana. Misaotra tompoko.
Par : bandy
cc les femmes. ndao mialavoly
cc les femmes. ndao mialavoly aloha e. manorata am zahzah2301 arobaz jmailka.kom
fiber_manual_record naly
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: septembre 12, 2018
Mivavaha ho an'io vadinao io,
Mivavaha ho an'io vadinao io, asaivo fehezin'i Jesosy ny vavany sy ny fony. Zao nefa no teneniko anao: matoa izy mbola mi-surveiller ny fb sy message-nao, mbola saropiaro aminao izy ihany izy raha ny fahitako azy. Vehivavy tsy tiana zany tsy hijanonana, efa lasa izy otran'izay raha tsy tia anao. Ny solution voalohany @ pbm-antsika nge dia vavaka foana e, Jesosy mahay mandamina fa ianao mijaly io mihitsy no antsoiny.

Ajouter un commentaire

1 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.